Mois : juin 2024

Taratry ny kanto

Krutambull eny amin’ny La Tetinturerie Ampasanimalo. Manomboka amin’ny 8 ora ny sehon-dry zalahy ireto, hitondrany indray ny ragga muffin nahafantarana azy. Manana hira vaovao maro koa ny tarika tao anatin’izay fotoana tsy nahitana firy azy izay. Toa ny mahazatra, hikisaka eny amin’ny Le Garage Antsahavola izy ireo amin’ny 10 ora […]

« Art oratoire »: hisy ny « Festival de la Parole 2024 »

Efa manomana sy eo am-pikarakarana ny «Festival de la Parole 2024», ny tomponandraikitra. Anisan’izany ny «Club d’art oratoire et Débat» (CAOD), avy ao amin’ny sampam-piofanana Lalàna sy siansa politika eny Ankatso, miaraka amin’ny mpanohana maro. Lohahevitra hovoizina mandritra izany ny hoe «Fetsival de la Parole : Une plateforme pour le […]

Zavakanto sy mozika: hiseho any Miarinarivo ny Jazz Club CGM/GZ

«Hetsika ara-javakanto sy concert de jazz». Lohateny sady lohahevitry ny hetsika iray karakarain’ny Jazz Club CGM/GZ Antananarivo sy ny ankizy ary ny tanora tezaina ao amin’ny centre Alabri Mia­rinarivo Itasy. Amin’ny ankapobeny, hanana endrika fanabeazana feno, hatrany, ity hotanterahina amin’ny sabotsy 29 jona, manomboka amin’ny 3 ora sy sasany tolakandro, […]