Hotanterahina anio, ao amin’ny kianja mitafo Vatofotsy Antsirabe, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, N1A faritra afovoany, taranja basikety, sokajy lahy sy vavy. Hotolorana lelavola 4 500 000 Ariary izay tompondaka amin’izany. Eo amin’ny sokajy vehivavy, miisa dimy izy ireo no hifanintsana, anisan’izany ny MB2All Analamanga, JEA Vakinankaratra, Ankaratra Vakinankaratra, Serasera Vakinankaratra, […]
Mois : juin 2024
«Telma coupe de Madagascar »: hanala vela amin’ny Ajesaia ny Elgeco Plus
Ho fantatra rahampitso, ny ekipa fahefatra hiatrika ny manasa-dalana hiadiana ny amboaran’i Madagasikara “Telma coupe de Mada”, taranja baolina kitra. Hiady izany toerana izany ny Ajesaia sy ny Elgeco Plus. Hotanterahina rahampitso, etsy amin’ny kianja Elgeco Plus Stadium, ny lalao ampahefa-dalana farany, ho an’ny amboaran’i Madagasikara, taranja baolina kitra. Hifanandrina […]
Federasion’i Rosia: hitohy hatrany ny fanohanana an’i Madagasikara
Notanterahina omaly, teny amin’ny masoivohon’i Rosia, teny Ivandry, ny lanonana fankalazana ny “Journée de la Russie”. Niatrika izany, nisolo tena ny filoha Rajoelina Andry, ny minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jly Sahavelo Lala Monja Delphin, notronin’ ireo tomponandraiki-panjakana sy olo-manankaja maro eto amin’ny firenena, indrindra ireo mpisehatra politika. Nandritra ny fandraisam-pitenenan’ny […]
FANTINA sy FINTINA
Notanterahina tamin’ny alalan’ny fihaonana ampitain-davitra ny filankevitry ny minisitra, afakomaly. Tsy eto an-toerana fa miatrika fivoriana iraisam-pirenena eo anivon’ny Cnuced any Genève, ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Niatrika ny filankevitra kosa ny Praiminisitra, Ntsay Christian, sy ireo mpikambana eo anivon’ny governemanta. Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra ny hanafaran’ny fiadidiana ny Repoblika […]
Tsy mila korontana
Sambany! Hatrizay nisian’ny fifidianana no nisy fotoam-pitsarana miezinezina tahaka izany tao Ambohidahy, Lapan’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana, HCC. Feno hipoka sy afaka nifandaha-kevitra tsara ny mpifanandrina politika na ny kandidà. Nafana ny fifanohanan-kevitra, nentina nandresy lahatra ny mpitsara ambony. Samy nanao izay ho afany na ny mpitory na […]




