Nitondra fanazavana ny mpampakatenin’ny Ceni, i Soava Andriamarotafika, omaly, tetsy Alarobia, manoloana ny olan’ny fifidianana any Faratsiho. Nambarany fa manaraka akaiky ny toe-draharaha izy ireo amin’izao fotoana izao. Notsiahiviny fa voarohirohy ho nanao hosoka ny tomponandraikitra iray misahana ny kajy mirindra any an-toerana, araka ny fanenjehana azy. Nanteriny fa tsy […]
Mois : juin 2024
TSELATRA
Dahalo raindahiny amin’ny halatra omby no lavon’ny balan’ny zandary teo anelanelan’ny lalana Ankerika sy ny tetezana Tsinjomorina, distrikan’Antsohihy, afakomaly. Ikoizana amin’io asa ratsy io sady manolana ny lasibatra ity olon-dratsy ity sy ny namany. Nasesin’izy ireo nanaovana halatra omby nandritra ny fotoana maro ny tanàna, toy ny tao Antelopolo. Tratran’ny […]
Naiditra am-ponja : nisoloky ho mpiasan’ny Madagascar Airlines
Tsy mety fay mihitsy! Tratran’ny zandary avy ao amin’ny tobim-paritra Andoharanofotsy, ny 8 jona 2024 teo, ny lehilahy iray nisoloky milaza ho mpiasa ao amin’ny kaompania Madagascar Airlines. Milaza ity mpisoloky ity fa mahatafiditra olona hiasa ao amin’io kaompania io. Nambarany tamin’ireo olona solokiany fa mandray mpiasa ity kaompaniam-pitaterana ana […]
Vangaindrano : 14 lahy nahatrarana rongony 56 gony
Rongony 56 gony saron’ny zandarimaria tao amin’ny fokontany Mariany, kaominina Ampasimalemy, distrikan’i Vangaindrano, ny omaly. Nikasa hitatitra ireo zava-mahadomelina ireo ny lehilahy miisa 16. Tsikaritry ny olon-tsotra anefa izany ka nampandre ny mpitandro filaminana izy ireo. Tra-tehaka teo am-pitaterana ireo rongony tamin’ny gony am-polony ny lehilahy maromaro. Niezaka handositra avy […]
Fifampitifirana teto an-dRenivohitra: jiolahy telo matin’ny polisy
Lavon’ny balan’ny polisy teny Namontana, afakomaly, i Tsilakely. Tafakatra telo ny mpanendaka sy mpanao fanafihana mitam-basy voatifitra tao anatin’ny efatr’andro. Nirefodrefotra indray ny basy teny Namontana. Lavon’ny mpitandro filaminana i Tsilakely, jiolahy raindahiny, afakomaly alina. Lehiben’ny mpanao fanafihana mitam-piadiana “Bande des huit” eny amin’ny manodidina. Nanao ezaka manokana ny polisim-pirenena hamongorana […]




