Mois : juin 2024

SOMBIM-BAOVAO

Notanterahina, omaly, teny amin’ny kianjan’ny Elgeco Plus, ny ampahefa-dalan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, « Telma Coupe », taranja baolina kitra. Ny ekipan’ny Disciples FC Vakinankaratra no tafita any amin’ny manasa-dalana rehefa nanintsana ny Fosa Junior Boeny, tamin’ny isa 2 no ho 1. Notontosaina, omaly, teny amin’ny Elgeco Plus By pass, ny manasa-dalana […]

Muay Thaï – Trophée du Choc : hiady ny fehikibo “Inter-continental” i Fazaraly sy i Johnny Gauvin

Tonga ny fotoana ho an’ireo mpakafy ny haiady Muay thaï rehetra. Vonona avokoa ireo nakmuay malagasy amin’ity fifaninanana “Trophée du Choc” ity. Hamarana ny lalao ny fihaonan’i Fazaraly sy Johnny Gauvin. Hafana ny lalao! Hotan­terahina anio, eny amin’ ny Lapan’ny Fanatan­jahantena Mahamasina, ny fifaninanana iraisam-pirenena amin’ny haiady muay thaï, «Tro­­phée […]

FANTINA sy FINTINA

Mitaky ny hamoahana tsy misy fepetra ny depiote amperinasa, Masy Goulamaly, ireo olobe sy tangalamena any Tsihombe, araka ny fanambaran’izy ireo. Efa nitaky tahaka izany ny eo anivon’ny Amnesty International. Tsiahivina fa voarohirohy ho nampandoro biraon’ny Ceni any an-toerana ity depiote ity. Anisan’ireo tonga nametraka ny fitoriana tetsy amin’ny HCC […]

Hiffim : «Mila fandinihana ny fananganana governemanta vaovao»

“Tsy maintsy hitsangana ny governemanta vaovao. Izay no tokony hananan’ny filohan’ny Repoblika fandinihana tsara alohan’ny hanaovana an’izany. Satria ny fahatongavan-tsain’ny mpitondra sasantsasany sisa no antenaina amin’izao handehanantsika any amin’ny tena fampandrosoana ny firenena”. Io ny fanehoan-kevitry ny mpitarika ny Hetsika iombonana ho amin’ny fanarenana sy fanorenana ifotony an’i Madagasikara (Hiffim), […]

Soa lavo hahay mamindra

  Lalan-kizorana, tsy azo ihodivirana ny fanovana ireo mpikambana ao amin’ny governemanta. Miandry vokatra ofisialy avy eny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana sisa dia raikitra. Ny filohan’ny Repoblika rahateo mbola mamita iraka any ivelany. Miandry andro vitsy alohan’ny fetin’ny fahaleovantena dia mazava ny zotra arahin’i Madagasikara. Antony maromaro no […]