Mpanakanto indianina anisan’ny fanta-daza maneran-tany i Arjun. Fantatra fa ho avy manokana eto Madagasikara, hanafana ilay hetsika “Bollywood Glam Night”, izay hotontosaina ny 22 jona izao, etsy amin’ny Novotel Ivandry izy. “Hetsika hanomezan-danja ny fifanakalozana ara-kolontsaina eo amin’i Inde sy i Madagasikara izy ity. Fanombohana ihany fa manam-pikasana izahay ny […]
Mois : juin 2024
Fivelaran’ny soratra: mikorontana ny rohimboky eto Madagasikara
Ambony, ambany! Mikorontana tanteraka ny rohimboky eto Madagasikara. Tsy tena mety voavaha izany, hany ka samy manao izay heveriny fa mety. Ny lalana rahateo toa manjavozavo manoloana ireo rehetra misehatra eo amin’ ity tontolo ity. Voadingandingana ! Io no azo ilazana ny tranga miseho eo amin’ny tontolon’ny boky, eto Madagasikara, tao […]
«Tournoi Fivami» : tompondaka ny BAF Ampahibe
Toy ny fanao isan-taona, teny Ambohimalaza no toerana natokan’ny Fikambanan’ny vady miaramila (Fivami) manerana ny Nosy, niarahabana ny reny filoha an’izy ireo, Sahivelo Marie Joséphine, vadin’ny minisitry ny Foloalindahy sy ny filoham-boninahitry ny fikambanana, Deramasinjaka Hanta, vadin’ny lehiben’ny Etamazaoron’ireo Tafika. Hetsika maro no nentina nanamarihina izany. Natomboka tamin’ny fotoam-pivavahana, nitohy tamin’ny […]
Minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana : nizara karatany miisa 20 000 tany Arivonimamo
Nitohy tany amin’ny faritra Itasy ny hetsika fizarana karatany faobe. Nanatanteraka izany ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT). Anisan’ny nisitraka izany hetsiky ny fitondram-panjakana izany indray ny tao amin’ny distrikan’Arivonimamo, ahitana ny kaominin’ Ambohimpandrano sy Miantsoarivo. Miisa 20 069 ireo karatany nozaraina tany an-toerana ka […]
Handball – Mada 2023: hanao CCOI izay tompondaka
Tanterahina nanomboka omaly, eny amin’ny Gymnase Mahamasina, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taona 2023, taranja handball, Senior, lahy sy vavy. Hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny fifaninanana ranomasimbe Indianina CCOI, izay hatao eto Antananarivo, ny volana jolay ho avy izao, izay voahosotra ho tompondaka. Miisa folo ireo ekipa mandray anjara, […]




