Afaka roa andro sisa, hiaka-tsehatra ny ekipam-pirenena malagasy amin’ny fiadiana ny tapakila hiatrehana ny “Mondial 2026”, izay hatao any Etazonia sy Meksika. Ny ekipa nasionalin’i Comores no hihaona amin’ny Barea de Madagascar, lalaon’ny andro fahatelo ho an’ny vondrona “I”, hatao ny 7 jona, ao Johannesburg. Araka ny vaovao voaray, omaly, […]
Mois : juin 2024
Tsipy kanetibe : tompondakan’Analamanga ny ABMI sy Besady Plus
Mbola noporofoin’i Havana sy i Baloti (ABMI) indray ny maha andrarezina azy ireo, eo amin’ny tsipy kanetibe. Norombahin-dry zalahy ny ho tompondakan’ny ligin’Analamnaga. Ny Besady Plus kosa no teo amin’ny vehivavy Notanterahina ny sabotsy sy ny alahady lasa teo, teny amin’ny kianja Para Ivato, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, […]
TARATRY ny KANTO
“Embona sy hanina an’i Dadah R’Abel”. Vaovao lehibe ho an’ny mpankafy Mahaleo, sy ny mpankafy an’i Dadah R’Abel manokana ity. Seho miavaka ho fahatsiarovana azy ny sabotsy 29 jona izao, manomboka amin’ny 4 ora tolakandro, etsy amin’ny PK 00 Soarano. Ao anatin’ny fanamarihana ny faha-70 taonan’ity mpanakanto ity izany, raha […]
“Kolontsaina Festival anaty Elakelatrano” : mpikanto sy tia kanto 50 mahery handray anjara
Miainga eny ifotony hoe ny fampandrosoana? Ka izay indrindra ny soatoavina vohizin’ny “Kolontsaina Festival anaty Elakelatrano”. Hafatra ampitaina amin’ny alalan’ny zavakanto… Inona tokoa moa ilay hoe fihavanana, lazaina fa soatoavina an’ny Malagasy manokana? Mila tsy voavaly intsony izay, raha tarafina amin’ny fiainam-piarahamonina misy amin’ izao fotoana. Inona anefa ny tokony […]
Jono sy ny toekarena manga: azo avy amin’ny tsy fanarahan-dalàna ny antsasaky ny vokatry ny jono
Fidiram-bola ho an’ny tokantrano malagasy maro ny jono. Miantoka ny toekarem-pirenena sy ny harin-karena faobe koa. Taona maro izao, mihavitsy ny trondro an-dranomasina na an-dranomamy eto Madagasikara. Azo avy amin’ny tsy fanarahan-dalàna avokoa ny antsasaky ny vokatry ny jono eto Madagasikara. Mihena ny trondro (filao na fya ) any amorontsiraka […]




