Nifarana ny zoma teo ny hetsika “Gitex Africa”, andiany faharoa, izay natao tany Maroc, naharitra telo andro. Nisolo tena ny firenena malagasy ny avy amin’ny sehatra tsy miankina, ny mpiara-miombon’antoka ara-teknika sy ara-bola samihafa ary ny solontenam-panjakana. Voaresaka nandritra ny fihaonambe ny fikarohana ireo fahaiza-manao ara-teknolojia amin’ny sehatry ny fampandrosoana […]
Mois : juin 2024
Fihariana : ambany ny taham-pamokarana ronono eto Madagasikara
Manodidina ny 7 litatra isan’olona, isan-taona, ny taham-pisotroan’ny Malagasy ronono raha toa fa tafakatra avo sivy heny izany any ivelany. Mbola ambany ihany koa ny famokarana izany eto amintsika Anisan’ireo firenana 49 mankalaza ny Andro iraisam-pirenena ho an’ ny ronono i Madagasikara. Nisy ny hetsika nanamarihana izany, ny sabotsy teo, […]
Hetsika eny Analakely : tandrovina ny fahadiovan’ny sakafo
Hisy hetsika hanamarihina ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny fiarovana ny fahadiovan’ny sakafo atao eo amin’ny Parvis Analakely, ny zoma ho avy izao, araka ny fanambaran’ny Ofisim-pirenena momba ny fanjarian-tsakafo (ONN). Tranoheva maro no handray ny mpitsidika mandritra ny tontolo andro, ahitana fampirantiana ny akora azo atao sakafo miaraka amin’ny torohevitra […]
INDRAY MIJERY
Ny fandalovana rindrin-drahona ao atsimon’ny Nosy no mamaritra ny toetry ny andro anio sy rahampitso. Hahazo vahana miandalana ny tsiokan’ny varatraza manomboka ny alarobia. Tombanana hisy alondrano avy any atsimo hipaka any amin’ny morontsiraka atsimon’ny Nosy, anio sy rahampitso, eo anelanelan’Itampolo sy Vohipeno ka hahery ny ranomasina. Isan-taona, mikaraka ny […]
“First Global Challenge 2024” : mpianatra dimy mianadahy hisolo tena an’i Madagasikara
ONG mampiroborobo ny fanabeazana mifototra amin’ny Stem ny Stem for Good ary manomana ny tanora ahazo sehatra amin’ny fifaninana iraisam-pirenena. Efa misy fikambanana Stem club izay hanamafisana ny fahaiza-manao. Tanora mpianatra dimy mianadahy avy eto Antananarivo no voasafidy hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny fifaninanana iraisam-pirenena momba ny robotique “First Global […]




