Mois : juin 2024

Rugby- « Africa Men’s Seven 2024 »: hifanandrina amin’ny ekipa nigeriana ny Makis

Hotanterahina any amin’ny Nosy rahavavy, Maurice, ny 29-30 jona sy ny 6 hatramin’ny 7 jolay ho avy izao, ny fifaninanana afrikanina, taranja rugby lalaovin’olona fito. Ao anaty vondrona A no misy an’i Madagasikara. Afaka andro vitsy! Hiatrika lalao iraisam-pirenena indray ny ekipam-pirenena malagasy Makis, ny 29 jona ho avy izao, […]

Minisiteran’ny Mponina: notsimbinina ireo ankizy zanaky ny fianakaviana tena sahirana

Nahatsiaro manokana ireo ankizy tetsy Isotry ny minisiteran’ny Mponina, omaly. Mendrika ny hanao fety toy ny ankizy rehetra izy ireo amin’izao fetin’ny Fahaleovantena izao. Notsimbinina manokana ireo ankizy zanaky ny fianakaviana sahirana, omaly, tetsy Isotry. Nitsidika azy ireo ny minisitry ny Fi­tsarana, Randriamanan­tena­soa Landy Mbolatiana, sady minisitry ny Mponina mpisolo […]

Andraikitra ara-tsosialin’ny orinasa (RSE): manamafy ny fiaraha-miasany ny JCI sy ny Orange

Manavao ny fiaraha-miasany ny Orange Madagascar sy ny Jeune chambre Interna­tionale (JCI), tamin’ny alalan’ ny fifanaovan-tsonia nataon’ny tale jeneralin’ny Orange Ma­da­gascar, Frédéric De­bord, sy ny filoha nasionalin’ny JCI, Ratsimbazafy Sandra, omaly. Miompana amin’ny fandrai­sana andraikitry ny orinasa amin’ny asa sosialy (RSE) sy ny tetikasa maharitra ho an’ny tanora malagasy omen’ny […]