Mitohy ny fanohizana ny fanarenana ny arabe Boulevard Ratsimilaho any Toamasina. Ho vita tanteraka anio 17 jolay, ny fandrakofana godirao ny ampahany faharoa ny asa, mirefy 1,6 km. Miainga eo amin’ny Miou Miou Salazamay hatreo amin’ny Lisea Rabemananjara. Hatao aorian’izany ny fandokoana ny marika famantarana amin’ny arabe rehetra. Eo am-panomanana […]
Mois : juillet 2024
Haban-tseranana : handoavana haba ny entana mihoatra amin’ny fetr’isa
Misy ny bokikely hamantarana ny isa sy ny karazan’entana azon’ny mpandeha entina miditra eny amin’ny seranam-piaramanidina. Azo ampiasaina koa ny finday avo lenta hidirana ao amin’ny fitaovana niomerika eTariff. Natao, omaly, ny fivoriana nokarakarain’ny Fitantanana foibe ny haban-tseranana (DGD) malagasy, niaraka tamin’ireo mpisehatra sy manan-draharaha aminy. Nifantoka tamin’ny Fifanarahana hanamorana […]
INDRAY MIJERY
Tanterahina any amin’ny faritra Boeny ny atrikasa fanofanana ireo mpampiofana momba ny lalàna mifehy ny asa. Teknisianina 20 avy amin’ny faritra 6 no miatrika izany. Mbola andrasana eny anivon’ny HCC ilay volavolan-dalàna mahakasika ity lalàna mifehy ny asa ity ankehitriny. Tanjona ny hikatsahana ny tombontsoa iraisana amin’ny fampiroboroboana ny tontolo’ny […]
Fampianarana teny anglisy : ELTA, ivondronan’ny mpampianatra
Nampahafantatra ny fijoroany ara-dalàna ny fikambanan’ny mpampianatra teny anglisy eto Madagasikara (ELTA), ny fiandohan’ny herinandro teo. Dingana lehibe iray ho an’ny fampianarana teny anglisy izao, hoy ny masoivoho amerikanina, Claire Pierangelo. Nankasitraka ireo mpampianatra teny anglisy manerana ny Nosy noho ny ezaka vitan’izy ireo ny tenany. Tanjona ny hiara-hametraka fototra […]
Lycée Jacques Rabemananjara : vita ny fankalazana ny faha-65 taona
Nankalazaina ny sabotsy 6 jolay teo ny famaranana ny fankalazana ny faha-65 taona niorenan’ ny Lycée Jacques Rabemanjara, tany Toamasina. Ray mpiahy ny fankalazana i Zafivanona Lainkana Erneste, tale jeneralin’ny fadintseranana. « Anisan’ny nahazo soa maro tamin’io sekoly io aho ka antony naha toy izao ahy », hoy izy. Nambarany fa anisan’ny […]




