Mois : juillet 2024

Handball – CCCOI 2024 : tompondaka ny THBC sokajy sénior, vehivavy

Voahosotra ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina, ho an’ny ekipa tompon’ny amboara ta­ranja handball sokajy “sénior” vehivavy ny THBC Anala­manga. Ny CH Combani avy atsy Mayotte no nandrombaka ny amboara, teo amin’ny so­kajy lehilahy.   Tontosa omaly, tetsy amin’ ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny famaranana niadiana ny ho tompondakan’ ny ranomasimbe Indianina, […]

TARATRY ny KANTO

Nodimandry i Glita Raze, na i Germain. Mpitendry gitara nanaraka tarika maro izy. Anisan’ireny ny tarika Radama Antoine sy ny tarika Firmin. Teo amin’ny tontolon’ ny fampandihizana no tena nahafantarana an-dRaze, ary izy no anisan’ireo mpitendry naharitra indrindra tao amin’ ny Nambints’Orchestra. “Iray volan’ny sary hosodoko”. Nitohy teny amin’ ny […]

CGM Analakely : holalaovina an-tsehatra « Ilay raiko izay tsy nananako »

Anisan’ny singa manabe sy mitaiza ary ahafahana maneho hevitra ny zavakanto. Izany indrindra no hoentina ao anatin’ny teatra “Ilay raiko izay tsy nananako”, mandritra ny hetsiky ny Iza. Hiaka-tsehatra eny amin’ ny Cercle Germano-Malagasy (CGM) Ana­lakely, ny tolakandron’ny 20 jolay 2024, ny mpikambana eo anivon’ny fikambanana Ilay Zanaka Adala (Iza). […]

Mandalo eto an-tanindrazana: hihaona amin’ireo mpankafy azy i Joy K

Taona maro izay no nila ravinahitra any ivelany i Joy K. Mandalo ary hanao fampisehoana eto kosa ity mpanakanto ity amin’izao. Vaovao lehibe ho an’ny mpankafy! Misy andro roa natokan’i Joy K hi­haonana amin’ireo mpankafy azy, mandritra izao fandalovany an-tanindrazana izao. Ni­gadona omaly, miaraka amin’ ny vady aman-janany ity mpanakanto […]