Zavakanto anisan’ny maro mpankafy sy miroborobo ny “Slam poésie”. Tsy mikely soroka ihany koa ireo tomponandraikitra manatevina ny fahaiza-manaon’ireo liana amin’izany. Mikarakara hetsika momba ny « Slam Poésie », eny amn’ny Cercle Germano-Malagasy (CGM Analakely), ny Madagaslam Section Tanà (MST). Hetsika natao ho an’ny mpiangaly Slam poésie, indrindra ireo vao misandratra. Tanjona ny […]
Mois : juillet 2024
Trophées du Jeune Entrepreneur 2024 : norombahin’i Randja Ranaivozanany
Nampahafantarina tetsy amin’ny Gare Soarano, ny alakamisy teo, ireo mpandraharaha mendrika sy nandrombaka ny amboara «Trophées du Jeune Entrepreneur (TJE)», andiany 2024, hetsika izay karakarain’ny BNI Madagascar. Miisa efatra ireo tanora mpandraharaha nandresy lahatra ny mpitsara. Norombahin-dRanaivozanany Randja, mpitantanana ny orinasa FOODMARK, toeram-pisakafoanana, ny TJE Croissance + raha voatondro ho […]
Fanodinan-tsakafo: hasongadina ny fromazy malagasy
Hatao ny 17 hatramin’ny 20 jolay ho avy izao, etsy amin’ ny zaridaina Antaninarenina, ny Foaran’ny fromazy aty afovoan-tany. Voakasik’izany ireo mpisehatra amin’ny ronono, ao anatin’ny faritra Analamanga, Itasy, Bongolava ary Vakinankaratra. Miainga any amin’ny mpiompy ombivavy beronono, ny mpanangom-bokatra ary ny mpanodim-bokatra. Andiany voalohany ity hatao ity, karakarain’ny M’Anja […]
RSE : andrasana ny hivoahan’ny lalàna
Tanjona amin’ny Andraikitra sosialy raisin’ny orinasa (RSE) ny hitondra fampandrosoana maharitra. Andrasana ny lalàna mazava hifehy azy, iraisan’ny orinasa rehetra. Natao ny 11 sy ny 12 jolay teo, teny amin’ny Novotel Ivandry, ny hetsika «Salon de la RSE», andiany fahasivy, nokarakarain’ny Innoveo. Maherin’ny 70 ireo tranoheva nandray anjara, nampahafantarin’izy ireo […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina ny alahady ho avy izao, any Fianarantsoa, ny fanadinana hiakarana ambaratonga kukkiwon (1ère dan- 4ème dan). Tsy miova ny fepetra, hoy ny tale teknikan’ny Federasiona, fa tsy maintsy manana taratasim-pilalaovana avy amin’ny FMTKD sy fehikibo mena, barety roa na mihoatra ny mpandray anjara rehetra. Hatao ny 29 aogositra hatramin’ny […]




