Manokana vola mitentina 79 miliara dolara ny fanjakana. Maneran-tany 400 tapitrisa ny vohoka tsy iriana azo sorohina ary 1 tapitrisa ny isan’ny vehivavy ho avotra. Raha ampiana ny isan’ny mpampivelona mikarakara ny fahasalaman’ny vehivavy, 41% amin’ny fahafatesan’ny vehivavy ho voasoroka avokoa. Hahazo vahana ny varatraza, tombanana hitondra alondrano any amin’ny […]
Mois : juillet 2024
Fampianarana ambony: Nahazo tablette 100 ny Mesupres
Nahazo tablette miisa 100 avy amin’ny minisiteran’ny Fampiroboroboana sy ny fanovana ny haitao ara-kajy mirindra, ny paositra sy ny fifandraisan-davitra ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Tafiditra ao anatin’ny politika ankapoben’ny fanjakana ny fanatobiana niomerika ary tanjona ny fampiroboroboana ireo oniversite manakaiky vahoaka. Tafiditra ao anatin’izany indrindra ny […]
Fandrindram-piterahana 2024-2028: « Fomba hampihenana ny fahantrana ny fifehezana ny fitomboan’ny mponina »
43% ny tahan’ny fampiasana fandrindram-piterahana tsy tapaka eto amintsika, araka ny fanadihadiana ny taona 2021. Nisy ny ezaka fa tsy mbola tratra ny tanjona satria ny 30% amin’ny zatovovavy 15-19 taona no efa miteraka avokoa ka lasa vesatra ho an’ny fianakaviana sy ny firenena fotsiny. Latsaky ny 15 taona ny […]
Fetim-pirenena Frantsay : olom-panjakana maro niatrika ny lanonana
Tontosa omaly, teny amin’ ny « Residence de France » Ivandry, ny lanonana fankalazana ny fetim-pirenena frantsay, ho an’ny teto Madagasikara. Olom-panjakana sy olo-manankaja maro eto amin’ny firenena no tonga niatrika ny lanonana. Anisan’izany ireo mpikambana eo anivon’ny governemanta teo aloha sy ireo masoivohon’ny firenena maro samihafa. Anisan’ny firenena manana ny maha […]
FANTINA sy FINTINA
Filoha lefitra fahafito eo anivon’ny Antenimierampirenena natolotry ny Firaisankina, ny depioten’i Toliary I, Randrianasoloniaiko Siteny. Avy amin’ny Irmar kosa ny kestora I, ny depioten’i Lalangina, Rivotiana Richard Jean Bosco sy ny kestora II, Andrianasolo Nadine, avy any Manakara. Tsy miankina ny kestora III, Vololomboahangy Tsiriniaina, Amparafaravola. Nofidin’ireo depiote ho mpampakateny […]




