Nampahafantarina, afakomaly, tetsy Ambatonakanga, ny fandaharanasa vaovao “Holi’Dev”. Tetikasa hiarahan’ny Telma Madagascar sy ny Maison du numérique ary ny Coder Dojo miasa. Fandaharanasa hampiofanana maimaimpoana ireo ankizy malagasy mahakasika ny tontolon’ny niomerika izy io. Atao etsy amin’ny Maison du numerique Ambatonakanga, mandritra izao fotoam-pialantsasatra izao, manomboka ny volana jolay hatramin’ny […]
Mois : juillet 2024
Mbola tompondaka Rajoelina Andry : “Laharam-pahamehana ho an’ny fanjakana ny fandrindram-piterahana”
“Misy ny ezaka vita eo amin’ny fananahana ara-pahasalamana maneran-tany sy teto amin’ny ranomasina Indianina”, hoy ny tatitry ny UNFPA. Ilaina ny mampitombo ny vola hikarakarana ny fahasalaman’ny tanora ka iantsoana ny mpiray ombon’antoka. “Eto Madagasikara, 30% amin’ny tovovavy 15-19 taona efa nitondra vohoka sy niteraka avokoa ary ny vehivavy iray […]
TARATRY ny KANTO
“Stand-up comedy”, miaraka amin’i Raytra Belaw’yck. Raikitra fa hatao isaky ny sabotsy hariva, amin’ny 2 ora hatramin’ny 5 ora, eny amin’ny 306 Manakambahiny ity endri-tseho hatsikana iray ity. Mpanao hatsikana anisan’ireo miaka-daza amin’izao fotoana izy, noho ny fahaizana mihazona ireo mpijery mandritra ny fotoana maharitra. Samoëla Ranoiray, etsy amin’ny Piment […]
“Madagascourt Film Festival”: nangingina ny andiany faha-13
Tanterahina anio, eny amin’ny Intsitut français de Madagascar (IFM) Analakely, ny lanonana famaranana ny “Madagascourt Film Festival”, andiany faha-19 (MFF 2024). Anisan’ny hampiavaka azy ity amin’ny isan-taona ny fisian’ny fampisehoana iarahana amin’i Olombelo Ricky sy Edgard Ravahatra ary Sylvin Marc. Andiany tetezamita no nilazan’ny mpikarakara ity andiany faha-19 ity noho […]
Faha-20 taon’ny TGC: ho tsangambato lehibe ny «Mada Gospel Festival»
Hetsika lehibe, tsy mbola nisy teto. Manomana ny andiany voalohany amin’ny “Mada Gospel Festival” ny Tana Gospel Choir, ho tohin’ny fanamarihan’izy ireo ny faha-20 taony. 4 andro ho an’ny gospel sy ny manodidina azy. Hotontosaina ny 25 hatramin’ny 28 jolay izao ny “Mada Gospel Festival”. “Hetsika iray hitarihana ny finoana […]




