Ratsy fanombohana ny Cosfa teo amin’ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina, ho an’ny ekipa tompon’ny amboara (CCCOI 2024), taranja handball, sokajy lehilahy. Fihaonana notanterahina omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Resin’ny Mahorais, tamin’ny isa 26 no ho 20, ry zalahy. Vokatra tsy nampoizin’ny rehetra. Noheverina fa […]
Mois : juillet 2024
Taranja bisikileta – Ocean Indien: hatao eto Madagasikara ny taona 2025
Handray lalao iraisam-pirenena i Madagasikara, ny taona ho avy io. Efa mitsangana ny fikambanan’ny mpilalao bisikileta aty amin’ny ranomasimbe Indianina, izay tarihin-dRelaha Jean Claude, filohan’ny Federasiona malagasin’ ny bisikileta. Nambaran-dRelaha Jean Claude, filohan’ny Federasiona malagasin’ny bisikileta, omaly, fa horaisin’i Madagasikara, amin’ny taona 2025 ho avy io, ny fiadiana ny ho […]
FANTINA sy FINTINA
Hisaotra ny vahoakan’i Faratsiho i Lalatiana Rakotondrazafy. Hanatanteraka hetsika sy lanonana ary fihaonambe any an-toerana ny tenany ny sabotsy ho avy izao. Hatao ao amin’ny kianjan’Anosilava izany. Handaha-teny amin’izany ny tenany ka anisan’ny teny fanevany ny: “Tsy misy fankahalana mandresy fitiavana”. Hanafana ny hetsika ny tarika Rebika. Kandidà voalohany naneho […]
Fiaraha-miasa: nidera ny FFKM ny mpandrindra ny ONU
Nanao veloma ireo filoham-piangonana eo anivon’ny FFKM ny mpandrindra maharitra eo anivon’ny Firenena mikambana (ONU), i Issa Sanogo, omaly. Voatendry hiasa any Kameronina indray ny tenany rehefa nahavita ny iraka nampanaovina azy nandritra ny efa-taona teto Madagasikara. Nankasitrahany, tamin’ izany, ny ezaka fanelanelanana sy ny famahana olana teto amin’ny firenena […]
Tsy ho tsangan’olona…
Vao tsy manomboka akory ny fandrafetana ny birao maharitry ny Antenimierampirenena eny Tsimbazaza dia miely sahady ny feo amin’ny fanaparitahana vola mba ho voafidy ny « debadeba » ao amin’ny tanàna. Na ny lalàna anatiny hifehy ilay andrimpanjakana aza anefa mbola vao hovolavolaina. Tokony ho vita omaly, saingy toa rava maina […]




