Mois : juillet 2024

Bisikileta – « Ocean Indien »: laharana fahasivy i Mohamed Houlder

Nifarana tamin’ny 3 jolay lasa teo ny fifaninanana amin’ny taranja bisikileta, ho an’ny faritry ny ranomasimbe Indianina, izay notanterahina tany Maurice. Laharana fahasivy tamin’ny “Course en ligne” i Fitahiantsoa Amédée Dino Mohamed na Mohamed Houlder, Malagasy mpilalao. « Azo lazaina fa tokony ho tsara ihany ny vokatra tamin’ity fifanintsanana ity saingy […]

Rugby à VII – “Africa seven’s Men Cup” : Hiatrika ny «challenger series world 2025» ny Makis

Tsy niveri-maina fa nitondra vokatra tsara ny Makis de Madagascar nandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby lalaovin’olona fito «Africa sevens men cup 2024». Tafita hiatrika ny «challenger series world 2025» i Madagasikara. Nifarana omaly, tao amin’ny kianja Lambourdonnais Mau­rice, ny dingana faharoa amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i […]

Kianja Barea : Matihanina sy avo lenta ny seho natolotry ny tarika ‘Zay

«Samy te». Io no lohatenin’ny fampisehoana nataon’ny tarika ‘Zay. Tetikasa izay anisan’ireo mbola novolavolain’i Nary, araka ny nambaran’ny mpitondra tenin’ny tarika. Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianja Barea Mahamasi­na, ny «Samy te». Fampisehoana niarahana tamin’ny tarika ‘Zay, anisan’ny nentina nanamarihina ny faha-28 taon’ny tarika. Seho niavaka sy matihanina […]

FANTINA sy FINTINA

«Firaisamben’ny mpanohitra ho an’ny firenena izao mitsangana izao mba hiray hevitra fa an’ny Malagasy i Madagasikara», hoy ny avy amin’ny HVM, Rakotovao Rivo, nanatrika ny faha-22 taon’ny Tim teny Tanjombato, ny sabotsy teo. Nambaran’ny mpanorina ny Tim kosa fa nandray baiko avy amin’ny mpitondra ny HCC. «Tsy nitsara araka ny […]