Mois : juillet 2024

Boky malagasy : navoaka ny « Teny malagasy ahefan-draharaha »

« Izay tia ny teniny, tia ny taniny ». Anisan’ny fomba ahafahana mahafantatra bebe kokoa ny teny malagasy ny fisian’ ny boky. Tsy hijanona amin’izao fa hitohy hatrany ny ezaka fampahafantarana sy fanarenana ny teny malagasy. Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy, ny fanolorana sy famoahana amin’ny fomba ofisialy […]

Rija Rasolondraibe: tontosa ny fiaraha-midera an’Andriamanitra

Natao ny sabotsy teo, tetsy amin’ny Palais de sports Mahamasina, ny fampisehoana maimaimpoana nataon’i Rija Rasolondraibe. Nampitondraina ny lohateny hoe : “Izay vonona no mandeha”. Nanakoako tao an-toerana ny hiram-piderana fisaorana an’Andriamanitra. “Fanati-piderana hisaoran’Andria­ma­nitra ny fampisehoana natao iny ho anay ary efa faniriana sy efa ela tao am-pon’ i Rija Rasolondraibe […]

HAIKANTO: tsy voatery hifanitsy ny lova voajanahary eo amin’ny talenta

« Tsy mahagaga… Ny dadabeany efa mpitendry zavamaneno »! Tsy voatery ho izay anefa. « Manan-talenta avokoa ny olona tsirairay ». Mety ho marina avokoa ireo, saingy, ny lovan-talenta tsy voatery hifanitsy! Ifandovana ny talenta raha ny filazan’ny mpikaroka momba izany. Ho an’ny Ma­lagasy manokana, lova voajanahary io, saingy, tsy voatery hipoitra avy hatrany […]

FANTINA sy FINTINA

Efa miomana amin’ny handraisana ireo ben’ ny Tanàna, ho voafidy amin’ny novambra, ny eo anivon’ ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany. Nivory tetsy Anosy ho fanomanana ny fitaovana sy ny torolalana ho azy ireo ny eo anivon’ny INDDL. Eo ny teti-bola fandaharanasa, ny kaontim-pitantanana, ny fanetsehana ny vola […]

Raveloson Constant : “Ahina ho any amin’ny jadona isika”

Nitondra ny heviny manoloana ny raharaham-pirenena ny mpamakafaka politika, Raveloson Constant. Nam­barany fa miketrika sy mitady ny fomba rehetra hifehezany ny fahefany ny mpitondra amin’izao fotoana izao. “Mahery lanja ny fitiavana hiroso amin’izany nefa jadona izany”, hoy izy. Notanisainy amin’izany ny tsy fihainoan’ny mpitondra ny mpiara-miombon’antoka hatramin’ny taona 2018 no […]