Hotontosaina ny 2 hatramin’ny 4 aogositra ho avy izao, etsy Tongarivo Tanjombato, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tsipy kanetibe, ho an’olon-droa miaraka, lahy sy vavy. Ho an’ny sokajy “seniors” lehilahy, mahazo tapakila roa, mandroso sy miverina, makatsy amin’ny nosy rahavavy La Réunion, izay voahosotra ho tompondaka amin’izany. Hahazo […]
Mois : juillet 2024
Lalao Olympika 2024: miisa 23 ireo delegasiona lasa any Paris
Tonga ny fotoana hanombohan’ny lalao Olympika Paris 2024. Anisan’ireo mandray anjara amin’izany i Madagasikara, miisa fito ireo atleta malagasy mifanintsana amin’izany. Hotanterahina anio, ao amin’ny reniranon’ny Quai de la Seine Paris, renivohitr’i France, ny lanonam-panokafana amin’ny lalao Olympika 2024. Araka ny vaovao voaray, miisa 23 ireo delegasiona malagasy ofisialy lasa […]
SOMBIM-BAOVAO
Hiditra amin’ny andro fahadimy ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby ho an’ny D1, vehivavy. Fihaonana hatao ny alahady ho avy izao, etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka. Hifandona ny 3FB sy ny FTM ary ny RCTS Soavimasoandro sy ny ASUT. Eo koa ny fifanandrinan’ny SCB Besarety sy ny FTFA […]
Kitra –D2 Nasionaly: hifanandrina amin’ny AS St Anne voalohany ny Espoir United
Afaka andro vitsy, hanomboka ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, diviziona faharoa. Efa vonona tanteraka ny solontenan’Analamanga, AS St Anne. Tonga omaly, any Vohemar, ny AS St Anne Analamanga. Hiatrika ny dingana voalohan’ny fifaninanana diviziona faharoa nasionaly, “World Cola Ligue des Champions” izy ireo, ny 28 jolay – 6 aogositra […]
FANTINA sy FINTINA
Nigadona omaly maraina any Paris, Frantsa, ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Hisy fihaonana manokana eo aminy sy ny filoha frantsay, Emmanuel Macron, ao amin’ny Lapam-panjakana Elysée, anio hariva. Aorian’izay, hanatrika ireo lanonam-panokafana ny lalao olympika 2024 izay nanasana filoham-pirenena maro izy. Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra teny Iavoloha, afakomaly, ny handraisan’i […]




