Ao anatin’ny fotoam-pitsarana ny fanadinana bakalorea ny mpampianatra sy ny tomponandraikitra ankehitriny. Asa hanao akory ny taham-pahafahana manoloana ny olana sosialy isan-karazany izay sedrain’ny tanora malagasy ankehitriny. Betsaka ny hodidina sadasada, indrindra ny lafiny sosialy. Ankoatra ny sedram-piainana, mainka manampy trotraka ny firongatry ny zava-mahadomelina. Sehatra iray, ilàna fandraisana […]
Mois : juillet 2024
Fandrosoana ara-demokratika : mila mahasaky ho amin’ny miralenta ny vehivavy
Nankalaza ny Andro afrikanina ho an’ny vehivavy i Madagasikara, omaly. Nivoitra tamin’izany ny fampirisihana ny vehivavy handray andraikitra. Toy ny firenen-kafa, nanamarika ny Andro afrikanina ho an’ny vehivavy i Madagasikara, omaly. Nikarakara atrikasa mahakasika ny vehivavy sy politika ny Institut électoral pour une démocratie durable en Afrique (EISA), teny Anosy. […]
TSELATRA
Tovovavy hamonjy fodiana niharan’ny fanendahana tao anaty taxi-be teny Itaosy, afakomaly hariva. Lasan’ireo tsy valahara ny finday avo lenta teny aminy. Rotiky ny afo ny entana sy ny vola nitetina an-tapitrisany tao amin’ny tokantrano iray niharan’ny haintrano tao Antanamalandy, kaominina Mahajanga, afakomaly. Niparitaka tao anatin’ny minitra vitsy ny firehetana ka […]
RN11 : Taksiborosy nivadika, olona roa naratra
Lehilahy roa naratra vokatry ny fivadihan’ny taksiborosy iray tany amin’ny RN11, teo amin’ny sampanan-dalana Maronono, fokontany Centre Ville, kaominina Ilaka-Atsinanana, distrikan’i Vatomandry, afakomaly. Nitatitra olona hihazo an’i Mahanoro io fiara io. Niharan’ny tsy fahatomombanana teknika tampoka anefa ilay fiara. Nivadika nivoaka ny arabe teo amin’ny PK 85+900, anatin’io lalam-pirenena io, […]
Antsohihy: lehilahy niharan’ny fitsaram-bahoaka
Lehilahy iray voasaringotra tamin’ny raharaha vono olona nitranga ny taona 2023, tra-tehaky ny fokonolona tao Bazary Be, distrikan’Antsohihy, afakomaly. Nitrangana vono olona nahatsiravina tao amin’ny fokontany Androibe, kaominina Ankerika, distrikan’Antsohihy, ny faran’ny taon-dasa teo. Olona maromaro nosamborin’ny mpanao fanadihadiana tamin’io fotoana io. Niakatra teny anivon’ny fampanoavana, notanana am-ponja vonjimaika ny […]




