Mois : août 2024

Taolagnaro: mifanohana ny tomponandaikitra

Nihaona mivantana, ny talata teo, ireo ben’ny Tanàna ao amin’ny distrikan’i Taola­gnaro sy ireo solontenam-panjakana izay notarihin’ny governoran’ny faritra Anôsy, Rako­tovelomanantsoa Voa­hary, miaraka amin’ny solombavambahoaka… Nandinihana ny fampi­harana ny didim-panjakana N°2020-833 mamaritra ny fitantanana, fampiasana ary fanaraha-maso ny famatsiam-bola natokana ho fanohanana ny sehatry ny fampandrosoana (CIAD) ampiasain’ireo solombavambahoaka eny […]

fanentanana sy ny fizarana fitaovana: nitombo ny tahan’ny fanasana tanana amin’ny EPP 30

Misoroka aretina maro ny fahazoana mampiasa rano madio miaraka amin’ny savony. Nisy ny ezaka natao amin’ny fametrahana fotodrafitrasa sy paikady hanamorana ny fisitrahana rano ka nampiakatra ny tahan’ny fikirakirana azy any an-tsekoly sy eny amin’ny tobim-pahasalamana niaraka amin’ny Water Aid. Nisy fanadihadiana natao momba ny tahan’ny fa­nasana tanana amin’ny rano […]

Fampandrosoana: nentanina hiady amin’ny fahantrana ireo Diaspora

Notanterahina tetsy amin’ ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny (MAE), tetsy Anosy, omaly ny atrikasa momba ny Politika nasionaly ho fampandraisana andraikitra ireo za­naka am-pielezana “Lettre de politique nationale d’engagement de la diaspora – LPNED”. Nivoitra tamin’izany ny fanentanana ireo zanaka am-pie­lezana mba hiady amin’ny fahantrana ho fampandro­soana ny firenena. Nitarika ny atrikasa […]

Tetikasa PTASO: hisy ny fiaraha-miasa eo amin’ny MFFT sy ny MICC

Tontosa omaly, ny fivoariana mahakasika ny « Projet de Zone de Transformation Agro-Industrielle dans la ré­gion du Sud- Ouest » PTASO. Tetikasan’ny minisiteran’ny Indostria sy ny varotra (MICC), vatsian’ny Banky afrikanina momba ny fampandrosoana (BAD) vola izy ity. Ny ho fanohanan’ny minisiteran’ny Fi­tsinjaram-pahefana sy ny fananan-tany (MFFT) amin’ny fahazoana ny fiarovana ny […]

“Tsy manara-dalàna ny mpitondra”

Nitondra ny heviny manoloana ny hanoloran’ny praiminisitra ny fandaharanasa ho fanatanterahana ny politika ankapoben’ny fanja­kana (PGE) koa ny mpitondra tenin’ny vovonana Firaisankina, i Paraina Auguste. Nanamafy ny voalazan’ny mpanorina ny Tim, Ra­valomanana Marc, ny tenany tamin’izany. “Tsy ma­naraka ny lalàna io fiantsoana ny fivoriana tsy ara-potoana ho an’ny parlemanta io […]