Mois : août 2024

Anto-bola: fanatsarana ny fifidianana

“Tsy maintsy asiana ny anto-bola amin’ny fifidianana, satria lasa 35, ohatra, ny kandidà ho ben’ny Tanàna amin’ny kaomi­nina iray. Tsy maintsy hasiana fepetra izany mba hahazoana manatanteraka azy”. Io ny fanehoan-kevitry ny depiote voafidy tao Fianarantsoa tamin’ny anaran’ny Irmar, Rajoelina Seth, ny amin’ny anto-bola hiatrehana ny fifidianana kaominaly. Izany tsy […]

Na tsy mivoaka aza ny tetiandro: miomana hatrany amin’ny fifidianana ny Ceni

“Raharaham-pirenena ny fifidianana ary ny lalàna no manery ny tomponandraikitra isan’ambaratonga hiroso amin’ny fanatanterahana izany”, hoy ny fanazavan’ny mpampakatenin’ny Ceni, Andriama­ro­ta­fika Soava, teny Alarobia, afakomaly, momba ny fanatanterahana ny fifidianana kaominaly. Tsy misy antony tsy hahavonona sy tsy hahatombana ny enti-manana amin’izany. Adi­din’ny Ceni no mifampiraharaha amin’ny tomponandraikitry ny fitantanam-bolam-panjakana, […]

Rakotoarijaona Jerry: “Governemanta hamaha ny olana sosialy no andrasan’ny vahoaka”

Hatramin’izao, andrasana ny fijoroan’ny governemanta vaovao. Toy inona? Indrindra izay andrasan’ ny vahoaka… Maneho ny fijeriny ny mpikatroka eo anivon’ny vovonana Jeunes patriotes révolutionnaires Malagasy (JPRM), Rakotoarijaona Jerry. Gazety Taratra (*): Governemanta toy inona no andrasan’ny vahoaka amin’izao? Rakotoarijaona Jerry (-): Be dia be izay fampanantenana nataon’ny mpitondra izay… Misy […]

Tarika KabôsySpirit: manandratra sy mitrandraka ny gadona malagasy

« Tano ny an’ny tena fa ny an’olo tsa homeny ». Izay no namehezan’i Doda, mpitendry kabôsy ao amin’ny tarika KabôsySpirit ny resaka nifanaovana taminy. Izay fanandratana ny gadona malagasy izay rahateo no tena ifotoran’ ity tarika avy any amin’ny faritra Matsiatra Ambony ity. «Fiai­nako ny fitendrena kabôsy izay anisan’ireo zavamaneno nentim-paharazana […]