Mois : septembre 2024

Efa-dahy karohina : lehilahy voarasarasa antsibe teo amin’ny lohany

Nisokatra ny tranon’atidohany sady norasarasaina antsy ny lehilahy iray tao Morombe, afakomaly. Disadisam-piarahamonina no nitarika ny vono olona. Maty tsy tra-drano ny lehilahy iray, novonoin’ ny mpiara-monina taminy tao Antsirovitry, fokontany Ampasilava, kaominina Basibasy, distrika Morombe, afakomaly. Nisy tsy fifankahazoana teo amin’io lehilahy io sy ny mpiray monina taminy maromaro. […]