Ny omaly sy ny ankehitriny! Misy fampirantiana sary miavaka miisa 20 eny amin’ny seranam-piaramanidina iraisampirenena Ivato, nanomboka omaly hatramin’ny 20 novambra. Nomena ny lohahevitra « Oroka mamy ho an’Antananarivo » na « Bon baiser de Tana » ny hetsika. Miaraka mikarakara azy ny Fondation banky BOA, ny Ravinala Airports ary ny Cité des Fleurs, […]
Mois : septembre 2024
Tetikasa Produir : hanomboka ny fanadiovana ny lakandrano C3
Tafiditra ao anatin’ny tetikasa Produir ny fanadiovana ny lakandrano C3. Ho vita amin’ny mai 2025 ny asa. Mirefy 12 km ny lakandrano C3. Miainga eny amin’ny honahona Anosibe, Andavamamba, 67 ha, Antohomadinika, hatrany amin’ny toby fitantanana ny fivoahan’ny rano eny Ambodimita. Manatanteraka ny Tetikasa fampandrosoana ny tanàn-dehibe sy fiatrehana ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Hanomboka anio, eto Antananarivo, ny Poule des As, fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara taranja baolina kitra, sokajy D2. Hampiantrano izany ny kianja Elgeco Plus stadium sy ny eny Ambohidratrimo. Ekipa efatra no hiady lohany dia ny FC Theo Sava, AS Avenir Androy, AS Fos Analanjirofo ary ny FCA Ilakaka. Hitohy […]
Baolina kitra: hatao ny volana febroary 2025 ny “Chan”
Araka ny tapaky ny Kaonfederasiona afrikanin’ny baolina kitra, Caf, tany Nairobi Kenya, ny alatsinainy lasa teo, fantatra fa hatao ny volana febroary 2025 ny fifanintsanana “Chan 2024”. Ny 1 ka hatramin’ny 28 febroary no hanatanterahina izany, ary firenena telo no hampiantrano amin’ity andiany ity, dia i Kenya, Tanzanie ary i […]
Rotax 125 cc : hatao ny alahady izao ny fifaninanana
Hotanterahina ny alahady 22 septambra ho avy izao, eny amin’ny Circuit international de karting Imerintsiatosika, ny fifaninanam-pirenena amin’ny hafainganam-pandeha “Rotax 125 cc”. Fihaonana karakarain’ny klioba Serana Racing Kart. Misokatra ho an’ireo mpanamory manana kara-pilalaovana ara-dalàna karting avy amin’ny federasiona sport-auto malagasy (FSAM). Hisy sokajy telo ny mpifaninana amin’ity dia ny […]




