Hotontosaina ny 26 septambra hatramin’ny 6 oktobra ho avy izao, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny dingana farany fiadiana ny tompondaka nasionaly N1A lahy sy vavy, taranja basikety. Ekipa lahy 8 sy vavy 8 tafiditra ao anatin’ny Elites 8 no hiady ny anaram-boninahitra amin’ity fifaninanana ity. Ho an’ny sokajy N1A […]
Mois : septembre 2024
“Rugby WXV III” : miisa 40 ireo mandrafitra ny delegasion’ny Makis Ladies
Afaka 10 andro, izany hoe, ny 27 septambra ho avy izao, any Dubaï, hanomboka ny fifanintsanana iraisam-pirenena amin’ny taranja rugby, sokajy vehivavy, “WXV III”. Anisan’ireo firenena hisolo tena an’i Afrika i Madagasikara. Vonona tanteraka ireo vehivavy malagasy Makis hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany taranja rugby “WXV III”, izay […]
INDRAY MIJERY
Taorian’ny fahamaizan’ny tranon’ny fianakaviana 13 teny Ankasina, ny zoma lasa teo, natsangana ny tranoheva ipetrahin’ireo traboina. Niarahan’ny BNGRC sy ny kaomina Antananarivo Renivohitra ary ny Croix Rouge Malagasy izany. Niditra tamin’ny fanolorana fanampiana ny fitondram-panjakana. Samy nahazo vary, menaka,voamaina ary kojakojan-dakozia sy fitaovam-pianarana izy ireo. Nanomboka ny faran’ny herinandro teo […]
VIH/Sida : mampitony ny saina ny fitiliana atao
Manohy ny fanentanana ny fandaharanasam-pirenena miady amin’ny IST/Sida (Pnlis). Ny fanaovana fitiliana ihany no antoka iray hamantarana fa tsy mitondra ny tsimokaretina VIH/Sida ny olona iray. Zava-dehibe, araka izany, ny fanaovana fitiliana hahafantarana ny tokony hatao. Mampitony ny saina ny fahafantarana fa miiba ny fitiliana natao. Hahafahana manamafy ny fiarovan-tena […]
Manerana ny Nosy : ho maina ny andro
Tsy hisy tranga miavaka mety hanova ny firafitry ny toetry ny andro eto Madagasikara, amin’ity herinandro ity, hoy ny foibe famantarana ny toetry ny andro. Tsy ho marin-toerana ny habaka manomboka ny faran’ny herinandro noho ny fandalovana rindrin-drahona manakaiky ny morontsiraka atsimon’ny Nosy. Halefaka kosa ny tsiokan’ny varatraza alohan’izay fotoana […]




