Jour J-2 avant la clôture du dépôt des candidatures, de nombreux candidats potentiels aux élections communales, ont encore eu du mal à complèter leurs dossiers. La Commission électorale nationale indépendante (Ceni) proposent ainsi de reporter jusqu’au 26 septembre la date limite de candidature. La décision du Gouvernement est attendu. Peu […]
Mois : septembre 2024
Union désuète !
Les anciens politicards dépassés par le temps et les événements, éternels nostalgiques d’une époque révolue, rêvent encore de faire revivre leur passé controversé. Tombés de haut, sans réussir à se relever et à redorer leur blason, mais restant convaincus qu’un jour, le vent tournera, ils jouent à nouveau sur l’échiquier […]
Kolontsaina sy soatoavina : miezaka mitana ny maha izy ny kabary ny Mpikalo
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny famoahana tamin’ny fomba ofisialy ny andiany faha-19, «Dominique Savio» ho an’ny avy eo anivon’ny fikambanana mpikabary katolika (Mpikalo). Miisa 510 no nandrafitra ity andiany ity. Ankoatra ny fitandroana sy fanajana ary fampiroboroboana ny kolontsaina sy ny fomba amam-panao malagasy, […]
Ambatomanoina : tafaporitsaka ireo olona roa nalain’ny daholo an-keriny
Nanao tari-dositra teny amin’ny dahalo naka azy ho takalonaina ireo olona miisa roa lasibatra, ny 22 jolay lasa teo. Karohina ireo olon-dratsy. Tafatsoaka teo am-pelatanan’ireo dahalo mpaka an-keriny, ny zoma hariva teo, ireo olona roa nalaina an-keriny. Ny 22 jolay 2024 tamin’ny 9 ora sy 30 mn no lasan’ireo mpaka […]
Androhibe : tratra ireo efa-dahy mpangalatra moto
Efa-dahy tra-tehaky ny polisy teo am-pangalarana moto tao Androhibe, boriborintany fahadimy, ny 12 septambra teo. Mivelona amin’ny asa fibatabatana entana izy efa-dahy ireto saingy mangalatra moto tampoka rehefa misy mipetrapetraka. Nisy nahatsikaritra tampoka anefa ny fihetsik’ireto mpandroba. Nibata ny moto izay tsy azy ireo izy efa-dahy. Tsy lavitra ny mpitandro […]




