Mois : septembre 2024

Crise énergétique: délestages tournants pour Antananarivo et Antsirabe

La Jirama a annoncé des coupures d’électricité alternées d’environ deux heures pour chaque quartier pour Antananarivo (RIA) et Antsirabe. Ces coupures sont nécessaires pour répartir équitablement la production d’électricité, limitée par des facteurs climatiques et techniques. Cette situation devrait se poursuivre jusqu’à ce que des pluies artificielles puissent être provoquées, […]

Tinoka Roberto : nanampy ny vahoakan’i Toliara I

Nifanao fotoana tamin’ny vahoaka teny amin’ny tokotany malalaky ny Ankiembe ny depiote voafidy tany amin’ny faritra Toliara I, Tinoka Roberto, ny alahady teo. Anton’ny fihaonana ny fahatsapany ny fahasahiranan’ny vahoaka malagasy amin’izao fotoana. Nitondra izay voatsirambin’ny tanana izy, nandritra izany, toy ny kojakoja, fitaovam-pianarana, fitaovan-dakozia isan-karazany ary nanome omby natao […]

Anosy : fiara tsy mataho-dalana nifaoka olona

Mpandeha moto sy olon-tsotra iray voafaokan’ny fiara tsy mataho-dalana tra-doza, teo Anosy, omaly. Niraikitra tampoka ny mpanafaingam-pandeha, tsy voafehin’ny mpamily intsony, noho izany, ny fiara. Vokany, tapa-tongotra ilay olon-tsotra niharan-doza. Tsy nijanona raha tsy tao anatin’ny farihin’Anosy ilay fiara 4×4. Tsy nisy ny aina nafoy nandritra ity lozam-pifamoivoizana ity. Nentina […]

Fampandrosoana ara-toekarena: hitondra tombontsoa maro ny fiaraha-miasa amin’ny Sany Group

Fiaraha-miasa maro no azon’ny delegasionina malagasy, notarihin’ny filoha Rajoelina Andry, nandritra ny dian’izy ireo tany Chine. Ankoatra ireo nosoniavina nandritra ny « Focac 2024 ». Misy ihany koa ny fiaraha-miasa amin’ireo orinasa tsy miankina sinoa. Anisan’ireo fihaonana na­taon’ny delegasionina malagasy, notarihin’ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry, tany Chine, ny fitsidihana ny Sany Group. Orinasa […]

INDRAY MIJERY

Nitsidika ny minisitry ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa ny delegasiona avy amin’ny Centre national emploi et formation aux métiers du Bâtiment et Travaux Publics (BTP). Nampahafantarana ireo tetikasa izay hiarahan’ny roa tonta ny fihaonana. Mikendry ny fanatsarana ny fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa ny dinika. Mampahafantatra ny […]