Mois : septembre 2024

Fefilohan’i Sisaony sy Ikopa : mponin’Antananarivo miisa 735 000 ho voaaro

Manohy ny asa fanarenana ny fefilohan’i Sisaony sy Ikopa ny tetikasa Produir izay tanterahin’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany. Miaro ny tanànan’Anta­nana­rivo amin’ny tondradrano ny fefiloha ka tena saro-pady. Mahatratra 735 000 ireo mponin’Antananarivo sy ny manodidina ho voaaro amin’ny tondradrano noho ny fanamafisana ireo fefiloha ireo. Efa […]

Fanamboarana ny Lake Iarivo: minisitera dimy hiara-hifarimbona

Mitarika ny famolavolana ny tetikasa “Lake Iarivo” ny sekreteram-panjakana miadidy ny Tanàna vaovao sy ny toeram-ponenana. Nidina ifotony nanomboka teo amin’ny lalan’i Tsarasaotra hatrany Ivato ireo tomponandraikitra avy amin’ny minisitera 5 hiara- hifarimbona amin’ny fanatsarana ny “rocade Iarivo” ho maoderina. Ho fanomanana sahady ny fotodrafitrasa handraisana ny fihaonana an-tampon’ny Sadc […]

Faritra Atsimo Andrefana, Anosy, Androy: nofanina ireo hanentana mialoha eny amin’ny fiarahamonina

Tena ilaina eny amin’ny fiarahamonina ireo olona manao fanairana sy fanentanana mialoha ny fiavian’ny loza. Nofanina ireny olona ireny tany atsimon’ny Nosy mba hahavita ny asany araka ny tokony ho izy. Voasafidy ireo Warner na mpanentana amin’ny fanairana rehefa hisy loza mihaodihaody any amin’ ny faritra Atsimo Andrefana, Anosy ary […]

VAOVAO TAMBATRA

Hisy ny fananganana tohodrano mamokatra herinaratra eto amintsika, iarahana amin’i Indonezia. Hatao amin’ny taona 2025 ny fandinihana sy ny fikarohana ary hanomboka ny 2026 ny fanatanterahana azy. Manohana ny tetikasa ny Fiaraha-miasa alemà, amin’ny alalan’ny Fiaraha-miasan’ny telo tonta, firenena samy tatsimo sy Alemaina (SSTC). Vita sonia ny 3 septambra teo […]