Mois : septembre 2024

Banky foiben’i Madagasikara : mitady mpamatsy volamena

Miverina misokatra indray ny tolo-bidy amin’ny ividianan’ny Banky Foiben’i Madagasikara (BFM) volamena. Manao antso ho fanehoana tombontsoa (appel à manifestation d’intérêt) ka mitady mpamatsy volamena ny BFM ka vonona handray ny vokatra rehetra na ny ampaham-bokatra mbola tsy voadio ananàn’ireo mpisehatra. Mpandraharaha ara-dalàna sy matihanina no tadiaviny, izany hoe ireo […]

Airtel Africa : vatsim-pianarana teknolojia ho an’ny firenena 14 aty Afrika

Nampahafantarina ny 10 septambra 2024 teo ny fandaharanasa vatsim-pianarana Airtel Africa, ho an’ny mpianatra hiditra ao amin’ny Sekoly ambony mahakasika ny teknolojia (IIT Madras Zanzibar). Hanohanana ny mpianatra mendrika, nefa sahirana ara-pivelomana, ity vatsim-pianarana ity. Sekoly ambony voalohany natsangan’ny Indian Institute of Technology Madras (IITM) any ivelany ny any Zanzibar […]

SOMBIM-BAOVAO

Mankalaza ny faha-25 taona nijoroany ny klioba mpilalao ny taranja tolona, CSLA na « Club sportif lutte Ambohimanarina. Araka izany, hisy ny fifanintsanana izay ho karakarain’izy ireo, eny amin’ny Epp Anosivavaka, manomboka ny sabotsy 5 oktobra ho avy izao, tsiahivina fa natokana ho an’ireo sokajy zandriny U11 sy U13 izany. Efa […]

Fampivoarana ny fanatanjahantena : «Nihaona ny mpitarika federasiona sy ny minisitra

Nanatanteraka fihaonana tamin’ireo filohan’ny federasiona, afakomaly, teny amin’ny Palais des sports Maha­masina, ny minisitry ny Fa­natan­jahantena sy ny tanora (MJS), Marson Moustapha Abdulah. Maro ireo filohan’ny federasiona tazana nanatrika ny fotoana. Anisan’izany ny mpitantana ny taranja bisikileta, ny fibatana fonjamby, ny tenisy ambony latabatra, ny badminton, ny Taekwondo, ny volley-ball, […]

tsy niatrika ny cosafa : «Nanomana ny Can ny federasiona »

Hotontosaina any Maputo Mozambique, ny 26 septambra hatramin’ny 5 oktobra, ny fifanintsanana baolina kitra ho an’ny firenena aty amin’ny faritra atsimon’i Afrika, «Cosafa Men’s”, sokajy U20, zazalahy. Tsy anisan’ireo handray anjara amin’izany i Madagasikara, raha ny vaovao voaray afakomaly. «Sahirana tamin’ny fikarakarana ny Barea izay miatrika ny fifanintsanana hiadiana ny […]