Tsy mitsaha-misondrotra ny vidim-bary avy eto an-toerana. Nidina kosa ny vidin’ny legioma, toy ny tongolobe, ohatra. Manomboka ny fotoan’ny maitsoahitra. Anisan’ny ahitana taratra izany ny fisondrotan’ny vidim-bary. Tafakatra hatramin’ny 3 500 Ar ny kilaon’ny vary gasy mena (Manalalondo, Mangamila) sy ny makalioka, izany hoe, 1 000 Ar ny kapoaka. Efa […]
Mois : septembre 2024
TARATRY ny KANTO
“Hisolo tsiky…”. Hira vaovaon’ny tarika Raboussa, izay nambarany fa hivoaka rahampitso. Hampahafantarina voalohany amin’ny tambajotra, ao amin’ny pejin’ny tarika izany. Tsy mbola nisy naheno azy ny mpankafy, saingy azo antoka fa mifanohy na mifameno amin’ilay hiran-dRaboussa nalaza indrindra, “ Ho tsiky tsy tomany” izy ity. Tontosa ny fialantsasatra lehibe ho […]
IFM Analakely: handranty ny haikantony i Misa Ratrimoharinivo
Tanterahina manomboka anio, hatramin’ny 19 oktobra 2024, eny amin’ny Institut Français de Madagascar (IFM Analakely), ny fampirantiana «Fusion, Visions et Perspéctives», an’i Misa Ratrimoharinivo, Malagasy mpahay kanto misehatra eo amin’ny fanaovana rary sy haikanto momba ny lamba. Ankoatra ireo sanganasany, anisan’ny haseho mandritra izany koa ireo teknika sy fahaiza-manaon’ity mpahay […]
« Photomania » : hetsika goavana ho an’ny saripika
Efa fanao ny “Iray volan’ny saripika” isaky ny roa taona. Hanatevina ny hetsika ho an’ity sehatra ity kosa ny “Photomania”, hetsika iray hiompana amin’ny tontolon’ny saripika eto Madagasikara. Ho sehatra goavana ho an’ny tontolon’ny saripika ny Urban Futsal, Galaxy Andraharo. Hotontosaina ao amin’ity toerana ity ny hetsika “Photomania”, ny 27 […]
Vehivavy mitondra vohoka : mahatonga fahafahan-jaza ny fisotroana alikaola
Mbola tsy fantatry ny maro ny aretina vokatry ny fisotroan’ny vehivavy bevohoka toaka. Maro ny aretina aterak’izany. Eo ny fahataran’ny fitomboan’ny zaza teraka, ny fahamombana ary ny fahasembanana. Nomarihina omaly ny Andro iraisam-pirenena hanafoanana ny fisotroan-toaka ho an’ny vehivavy bevohoka sy mandritra ny fampinonoana na ny “Syndrome d’alcoolisation fœtale” (Saf). […]




