Tsy anisan’ireo firenena handray anjara amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra lalaovina amin’ny torapasika na beach soccer ny Barea de Madagascar. Valo ireo firenena hiady ho lohany amin’ity. Notontosaina tao amin’ny foibe toeran’ny Kaonfederasiona afrikanin’ny baolina kitra (Caf) tany Egypta, ny alakamisy 19 septambra lasa teo, ny […]
Mois : septembre 2024
TARATRY ny KANTO
Fa nankaiza ireo mpilalao teatra? Efa noraisin’ny Malagasy ho anisan’ny kolontsainy ny teatra klasika. Nanana tropy na tarika mpilalao teatra vitsivitsy efa nanana ny mampiavaka azy i Madagasikara, indrindra fa Antananarivo. Tsy tazana eny an-tsehatra intsony izy ireny tao anatin’ny folo taona. Ankoatra ny tsy fisian’ny toerana ilalaovana, somary natory […]
Zava-misy ankehitriny: iharan’ny tery vay manta ny kolontsaina
Antony iray tsy mampivelatra ny kolontsaina sy ny zavakanto malagasy ny tery vay manta mianjady aminy. Zanaka mpanakanto, mihevi-tena ho mpanakanto avy hatrany. « Kolom-body » ambara ho kolontsaina malagasy. Ny ratsy (mitsipaka ny soatoavina) dokafana ho tsara sy fandrosoana… Tery vay manta avokoa ny tahaka ireo. Saika tratra tahaka izany ny […]
«Metal Madness Legends»: hiaka-tsehatra ny tarika Kazar
Tontosaina eny amin’ny Kianja Analamaitso Analamahitsy, ny sabotsy 28 septambra 2024 izao, ny «Metal Madness Legends ». Hetsika lehibe sy sambany eo amin’ny tantaran’ny gadona metaly izy ity. Tarika miisa efatra, samy manana ny maha izy azy, ny hiray sehatra mandritra izany. Anisan’izany ny Kazar, Apost, Egraygore ary ny Seth on […]
«Madajazzcar» andiany faha-35 : hasongadina kokoa ireo vehivavy mpanao jazz
Fotoan-dehibe ho an’ny zavakanto! Hivoaka an’Antananarivo ny «Madajazzcar» amin’ity andiany faha-35 ity. Homena sehatra bebe kokoa ireo vehivavy mpiangaly ny jazz, mandritra ny roa herinandro. Volana oktobra, volana mampamiratra ny zavakanto. Amin’io hatrany no hanatontosana ny «Madajazzcar», izay zokiny sy naharitra indrindra amin’ny «festival» misy eto Madagasikara. Raikitra fa ny […]




