Mois : septembre 2024

Tsy nanaiky fandaminana : lehilahy iray mamo nisandoka ho Serzà

Mahita atao foana! Voasambotry ny zandary teny Anosizato Andrefana, ny faran’ny herinandro, ny lehilahy iray nanao fandikan-dalàna sady naniratsira mpitandro filaminana teo am-panatanterahana ny asany. Tsy nanaiky ny fandrindrana sy ny fandaminana ny fifamoivoizana nataon’ny zandary ity lehilahy ity fa nilaza ho maika sy nitonona ho miaramila mitondra ny galona […]

Niady lavaka: telo lahy maty tototry ny tany

Olona telo niara-maty tototry ny tany tao amin’ny distrikan’i Tsaratanàna, afakomaly. Niezaka nanavotra ny fokonolona fa tsy tana ny ain’izy ireo. Nifampisokirana tao ana­ty ranontany ireo telo lahy nihotsahan’ny tany tao amin’ny tanànan’Ambeda­mena, fokontany Betafo, kaominina Ambakireny, distrikan’i Tsaratanàna, afakomaly. Nia­sa io tany io hanaovana lalan-drano ho any amin’ny tany […]

Prix Pierre Castel 2024: soutenir l’entrepreneuriat des jeunes

Le Prix Pierre Castel, initiative lancée en début d’année par six filiales du Groupe Castel, vise à promouvoir l’entrepreneuriat local dans chaque pays participant. Et à travers la société Star, le concours soutient les jeunes entrepreneurs malgaches œuvrant dans les secteurs agricoles et industriels. Le résultat de l’édition 2024 a […]