Nitohy ny sabotsy sy alahady lasa teo ny fifaninanana “Fety de Baskety e!”, fankalazana ny faha-15 taonan’ny AT2B. Lalao 29 no nitranga tamin’ny kianja telo, ka anisan’ny nifanandrina ny L2VB sy ny Zoulou Papa (52-56), sokajy Vétérans. Hiditra amin’ny andro faha-5, anio, ny fiadiana ny ho tompondaka nasionaly, N2A elites […]
Mois : septembre 2024
Judo – Maneran-tany : hisolotena ny Malagasy Rasoanaivo Laura
Hanainga rahampitso Rasoanaivo Razafy Laura, sokajy -70kg, hiatrika ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, sokajy Juniors, taranja Judo. Fifaninanana izay hatao ny 2 hatramin’ny 8 oktobra izao, any Douchambe Tadjikistan. Ny alahady 6 oktobra izy no hiakatra tatami ary judokas 39 maneran-tany no hiady ny anaram-boninahitra eo amin’ny sokajy misy an’i […]
Volley-Mada D1: nanao pao-droa ny ekipan’ny GNVB
Mbola mitazona hatrany ny maha sangany azy eo amin’ny sokajy “1ère division”, taranja volley-ball, ny ekipan’ny GNVB (Gendarmerie nationale de volley-ball). Vokatra tsara no azon’ny ekipa, omaly, teny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, nandritra ny famaranana ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, “1ère division”. Samy nandrombaka ny fandresena avokoa ny GNVB na ny […]
« Prix RFI Théatre 2024 »: lasan’i Gad Bensalem na Rakotomanga Tokinianina ny amboara
Tantara anisan’ ny nisongadina nandritra ny «Prix RFI Théatre 2024» ny «Zanako». Ankoatra ny votoatin’ ny tantara. Naharesy lahatra ny mpitsara ihany koa ny voambolana nampiasain’ny mpanoratra tamin’ny namolavolana azy. Tontosa omaly, nandritra ny «Festival des Francophonies», tao Limoges, ny fanolorana ny amboara ho an’ny mpandresin’ny fifaninanana «Prix RFI Théatre […]
FANTINA sy FINTINA
“Tsara raha dieny izao dia miezaka mampahafantatra ny tenany ireo kandidà”, hoy ny avy amin’ny ONG Tolotsoa, i Miadana Fabien Privat, ny amin’ny fifidianana kaominaly. Eny, na mbola amin’ny 19 novambra aza vao tena manomboka ny fampielezan-kevitra. Efa nipetraka ny firotsahan-kofidina, voatana ny maha kandidà: efa azo atao ny mampahafantatra […]




