Hotanterahina ny 9 hatramin’ny 12 desambra izao, any Afrika Atsimo, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja kick-boxing. Handray anjara i Madagasikara ary efa eo am-pandaminana ny fanatanterahana ny fampivondronana ireo mpikatroka hotsongaina amin’izany ny Federasiona malagasin’ny kick-boxing. Ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara no fifaninanana farany eto an-toerana, miandry ny […]
Mois : septembre 2024
Vital Serge : hifantoka amin’ny fanatanjahantena
Toy ny efa fanaony, mitohy hatrany ny fijerena akaiky ny tanora sy ny mpanao fanatanjahantena, ho an’ny filohan’ny EST (Espoirs sportifs de Tuléar), i Vital Serge. Tafiditra anatin’ny tetikasany ny fanatanjahantena sy ny fitsinjovana ny hoavin’ny tanora ao Toliara. Nisy ny fanomezana fanamiana “maillots” ho an’ ireo ekipa mpikatroka baolina […]
Baolina kitra, vehivavy : goavana ny tanjonan’ny Ascam Afa
Hotontosaina ny 1 hatramin’ny 11 oktobra ho avy izao, eto Antananarivo, Antsiranana, Fenoarivo Atsinanana, Mahajanga sy Toliara ary Ambalavao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, sokajy vehivavy. Nilaza ny tomponandraikitra iray eo anivon’ny klioban’ny Ascam Afa Itasy, fa efa vonona tanteraka izy ireo hiatrika ity fifanintsanana nasionaly […]
Filaharan’ny Fifa : nivarina any amin’ny faha-108 i Madagasikara
Nihemotra ny laharan’ny Barea de Madagascar ao amin’ny Fifa, taorian’ilay fifanintsanana hiadiana ny tapakila hiatrehana ny “Can 2025” iny. Nanary laharana telo ny ekipa nasionaly. Taorian’ny lalao roa izay tafiditra amin’ny ady tapakila hiatrehana ny “Can Marôc 2025”, izay natao tany Tunisie, tapa-bolana lasa teo izay, nivarina ho faha-108 indray […]
VIDIM-PANAFODY : miaka-bidy noho ny fitotongan’ ny sandam-bola
Anisan’ny vontoatiny lehibe hikarakarana ny fahasalam-bahoaka ny fanafody. Manana fahatarana amin’ ny lafiny maro izany na eo anivon’ny hopitaly na eo anivon’ny fanafarana fanafody. Lafo sy niakatra ny vidin’ny fanafody eto amin’ny Nosy, amin’izao fotoana. Maro ny antony mahatonga izany ary miankina amin’ny lafin-javatra maro samihafa, raha ny fanazavana voaray. […]




