Sarimihetsika malagasy, fa tsy araka ny anarany ny « R+3, The Origin ». Ny nampiavaka azy amin’ireo aman-jatony efa nivoaka kosa, sarimihetsika mampatahotra izy ity. Efa nisy ny andiany voalohany tamin’ny R+3 izay nivoaka tamin’ny taon-dasa. Tohiny sady farany kosa ity hivoaka tsy ho ela ity. Alefa voalohany, ny 9 oktobra izao, […]
Mois : septembre 2024
« Festival Ant’Sary Doc 2024 »: horonantsary 30 mandray anjara
Mitombo hatrany ireo hetsika ho fampiroboroboana ny tontolon’ny horonantsarimihetsika eto Madagasikara. Anisan’izany ny “Festival Ant’Sary Doc” izay mikendry ny fanatsarana. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, omaly, teny amin’ny Ivokolo Analakely, ny “Festival Ant’ Sary Doc” andiany faharoa. Nanomboka omaly, ary tsy hifarana raha tsy ny 26 septambra 2024 ity hetsika iray […]
Fanabeazana: misy ny angano vaovao…
Firenena anisan’ny manana angano maro i Madagasikara. Ao ireo tsy mbola henon’ny taranaka ankehitriny akory. Na izany aza, efa misy ihany koa ireo namorona vaovao, saingy, misy olana ny fampahafantarana azy ireny. Mihazakazaka be ny teknolojia vaovao. Variana amin’ny sarimiaina ny ankizy. Vitsy ny boky mirakitra angano vaovao no tafavoaka […]
Tetikasa “Hay”: hitaizana ny ankizy amin’ny zavakanto
Nitsidika ny fampirantiana “Memoria , récits d’une autre Histoire”, teny amin’ny Fondation H Ambatomena, omaly, ny mpianatra avy eny amin’ny EPP Ampefiloha. Izy ity izay hetsika tafiditra ao anatin’ny tetikasa « Hay », iarahan’ny Fondation H sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ary ny fari-piadidiam-pampianarana Antananarivo Renivohitra sy ny fikambanana Ank’izy miasa. Tanjona […]
Fandrosoana poakaty: Tsy henoin-teny ny manam-pahaizana…
Anaran-tsy very sisa. Tadiavina sy karohina mafy vao hita ilay maha Malagasy. Nihazakazaka mafy io fahapotehana io tao anatin’ny taona vitsivitsy izay. Tahaka ny olona tsy tompon’ny tenany intsony ny Malagasy fa miandry baiko. Manatanteraka fotsiny avy eo ! Ambilombazana no ahafantarana fa ny samy Malagasy no miresaka. Sombin-kazavana kely sy […]




