“Tsy mamaky ady amin’ny minisitry ny Fanatanjahantena ny Malagasy rugby fa tokony samy haka ny anjara andraikiny”, hoy Rakotomalala Marcel. Setrin-teny, taorian’ny fanakianana nataon’ny minisitra, Marson Moustapha Abdulah, ny Makis Ladies. Nanoloana ilay fanakianana ny Makis Ladies, nataon’ny minisitry ny Fanatanjahantena, nanome valin-kafatra ny filohan’ny Malagasy Rugby, Rakotomalala Marcel. Nandritra […]
Mois : octobre 2024
TARATRY ny KANTO
Na sabotsy, na andro alahady, ireo ihany no manavanana sy mahazatra ny mpanakanto manatanteraka seho eny an-tsehatra. Manaraka ho azy ny mpijery. Tsy voatery ho ireo, anefa, raha ny hita any ivelany. Ao ny manatanteraka izany andavanandro, saingy, amin’ny alina na amin’ny atoandro mitatao vovonana. Tsy voatery hanaraka izany akory […]
“Samy te…” : hilalao ao an-tokotaniny ny tarika ‘Zay
17 novambra, amin’ny 3 ora sy 28 minitra. Ilay daty sy ora voatondro, hihaonan’ny tarika ‘Zay sy ny mpankafy azy ao “an-tokotaniny” io. Eny, tokotanin’ny tarika ‘Zay sy ny mpankafy azy tokoa ny Lapan’ ny Fanatanjahantena sy ny kolontsaina Mahamasina. Tsy mbola nisy mantsy seho nataon’ny tarika ‘Zay tao ka […]
Fahavaratra : mikatona ny adin-kiragasy
Anisan’ny tantara mahaliana ny mpikaroka momba ny fivoaran’ny zavakanto, eto Madagasikara, ny an-dry zareo mpihiragasy. Manana asa roa mifampitohy izy ireo. Amin’ny fotoan’ny maintany, manatanteraka seho amin’ny alalan’ny fitetezam-paritra ny tarika na mpilalao hiragasy. Mirotsaka ny orana, miverina any amin’ny tontolon’ny fambolena sy fiompiana ny mpikambana tsirairay. Izany hoe, ny […]
« Novembre Numerique »: hisongadina ny mahakasika ny « Intelligence Artificielle »
Efa mahazo laka tokoa ny fampiasana ny Intelligence artificielle ankehitriny, amin’ny lafiny rehetra. Anisan’ny miteraka fahalavorariana sy fahafaham-po izany amin’ny fanatontosana zavatra ireo, indrindra eo amin’ny sehatry ny kanto, saingy mamono tsikelikely ny famoronana. Tanterahina eny amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) Analakely, ny 2 hatramin’ny 16 novambra 2024, ny […]




