Fifaninanana iraisam-pirenena 6 no miandry ny Ankoay, eo amin’ny sehatra afrikanina sy maneran-tany, mety handraisan’i Madagasikara anjara avokoa. Voalohany, ny dingana farany amin’ny fifanintsanana hahazoana ny tapakilan’ny “Afrobasket 2025”, sokajy Seniors, lehilahy. Hatao eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny 21 hatramin’ ny 23 febroary izao. Aorian’ izay, hisy ny “Champions […]
Mois : janvier 2025
Fanomanana ny “Chan 2024”: Voatazon’ny ekipan’i Vatovavy sy Fitovinany sahala ny Barea
Nisaraka ady sahala, 1 no ho 1, ny Barea sy ny ekipa voafantin’i Vatovavy sy Fitovinany, ny sabotsy lasa teo, tany Manakara. Fandresena iray sy ady sahala tokana izany no vokatra azon’ny ekipa nasionaly malagasy, tamin’ity fanomanana ny Chan ity. Vita izay ilay lalao roa, natao hanomanana ny fiadiana ny […]
TARATRY ny KANTO
“Mifampizara rano”. Fampirantiana saripika, hatao ao amin’ny Alliance Française Toliara izy ity. Hanomboka anio izany, ka tsy hikatona raha tsy ny 1 febroary 2025. Mahalaza be mahakasika ny zava-misy any amin’iny tapany atsimon’ny Nosy iny, vokatry ny fahasarotana amin’ny fahazoan-drano ny fampirantiana. Arahin’ny fandefasana ilay horonantsary “Mamody, le dernier creuseur […]
“Taombaovao” : Nahitana soritra ireo hetsika homanin’ny IFM
Hafakely hatrany. Vao nihilana ny masoandro ny sabotsy teo, nitangorona teo Analakely ireo tanora mpilalao skate, bmx ary freestyle football. Nampiditra ilay hetsika “Taombaovao”, fanaon’ny Institut Français de Madagascar (IFM) isan-taona izy ireo. Efa nivonona tamin’ny fampisehoana kosa ny tao anaty efitrano. Nanehoana karazan-javakanto voafantina sy voarindra, tao anatin’ny ora […]
Erick Manana sy Jenny: Mitohy ny fankalazana ny faha-15 taona
Nanakoako indray tao amin’ny New Morning ao Paris, ny hira malagasy, ny sabotsy teo. Tonga maro nameno ny efitrano ireo mpiray tanindrazana any an-toerana, niara-nankalaza ny faha-15 taona an-tsehatr’i Erick Manana sy i Jenny. Seho nandrasan’ireo any Paris efa ela izy ity, ka tsy nahagaga raha nafana ny fotoana. Nampiavaka […]




