Iankinan’ny fiainan’ny maha olona ny fananana kopia nahaterahana. Izany indrindra no anaovan’ny boriborintany fahefatra ezaka manokana ho an’ireo ankizy ao an-toerana. Nanao fizarana kopia faobe ny teo amin’ny boriborintany fahefatra, tamin’ity herinandro ity. Zaza iray volana hatramin’ny 17 taona, manodidina ny 1 613 no nisitraka izany. Mitontaly 5 764 kosa […]
Mois : janvier 2025
Indray mijery
Notontosaina nandritra ny hateloana, tamin’ity herinandro ity, ny fiofanana momba ny serasera ho amin’ ny fiovana toetra, ho an’ ireo mpisehatra amin’ ny fiarovana ny ankizy ao amin’ny faritra Boeny. Miisa 24 ireo nisitraka izany. Ahitana ny mpisehatra avy ao Mahajanga I-II, Marovoay ary Ambato Boeni. Manohana ny tantsaha malagasy […]
Fondation Pierre Fabre sy Fondation Mérieux: hanorina fakiolten’ny farmasia eny Ankatso
Manana fikasana hanorina ivontoeram-panofanana vaovao hisahana ny fianarana momba ny farmasia ny Fondation Pierre Fabre sy ny Fondation Mérieux. Hahaleo tena fa tsy hiankina amin’ny fakiolten’ny fianarana ho mpitsabo eny amin’ny Oniversiten’ Antananarivo izany. Tanjona ny hanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana ambony ka mangataka ny fanohanan’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny […]
Nahazo famatsiana avy amin’ny Unesco: tanora 5 000 hofanin’ny ONG HDA momba ny tambajotran-tserasera
ONG telo miaraka amin’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina ary ny Unesco no nahazo famatsiam-bola mifototra amin’ny fanatsarana ny fanabeazana sy ny fampiofanana ary ny kolontsaina eto Madagasikara. Anisan’izany ny fanofanana tanora 5 000 momba ny tambajotran-tserasera. Dimy ny tetikasan’i Madagasikara nahazo famatsiam-bola avy amin’ny Unesco, tafiditra amin’ny Biennium 2024-2025, ho […]
Taratry ny kanto
Hotontosaina anio ny dingan’ny ampahavalon-dalana, amin’ilay fifaninanana “Volamena”. Fifaninanana adihevitra imasom-bahoaka, ho an’ireo mpianatra eny amin’ny Lycée izy ity, izay hotontosaina ao amin’ny Cité des cultures Antaninarenina. Tontosa omaly, tetsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy, ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina, Rakotondrasoava Fetra, sy ny tale jeneralin’ny […]




