Mois : janvier 2025

Fifaninanana Afrika Atsinanana: hifantina mpilalao ny federasiona

Hotanterahina eto Madagasikara, ny 28 hatramin’ny 31 mey ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika Atsinanana, amin’ny taranja tenisy ambony latabatra, “ping pong”, sokajy lahy sy vavy. Manoloana izany, hikarakara lalao hahafahana mifantina mpilalao izay handrafitra ny ekipam-pirenena ny Fe­de­rasiona malagasin’ny tenisy ambony latabatra (FMTT), ny 8 sy […]

Resin-tory ny tompon-trano: lasan’ny jiolahy ny entana rehetra tao an-trano

Mivoatra hatrany ny asan-jiolahy mpamaky trano ao Toa­masina. Tsy tranohazo na varavaran-kazo intsony no vakian’ireo olon-dratsy fa ma­hasahy mamaky vavahady vy sy varavaram-by mihitsy ireo jiolahy. Tsy re tsaika ihany koa ry zalahy rehefa miditra ao an-trano. Tranovato sy va­vahady vy miaraka amin’ny va­ravaram-by no nidiran’ny jiolahy ny alarobia alina […]

Praiminisitra Ntsay Christian: “Tsy mila korontana intsony ny vahoaka”

Manameloka ny fambolena korontana eto amin’ny firenena ny praiminisitra, araka ny nambarany. Firenena demokratika i Madagasikara, hoy ihany izy. “Tsy mila korontana in­tsony ny vahoaka. Me­lohiko ny fambolena kolontsain’ny herisetra eto amin’ny firenena. Fantatra ny fotoana hambolena herisetra, fa tsy fantatra izay hiafarany. Miaina izany ny firenena maro. Na ny […]

Paul Minault Androhibe: hamerina ny herin’ny sekoly ho sangany eto Madagasikara

Natomboka tamin’ny fo­m­ba ofisialy omaly ny taom-pianarana 2024-2025, ho an’ny sekoly Paul Minault An­drohibe. Tamin’izany koa ny fandraisan-tanana ireo mpianatra afaka fanadinana ara-panjakana (CEPE, BEPC, BACC) izay nahatratra 80% eo ho eo. Nisaorana ary natao veloma ireo mpanabe handeha hisotro ronono. Tetsy ankilany, notokanana ireo fotodrafitrasa toy ny trano fivavahana […]

« Zo sy safidy ho an’ny rehetra »- UNFPA: nanasongadina ny asan’ny mpanao gazety telo

Telo ny mpanao gazety nisongadina tamin’ny fifaninanana nokarakarain’ny UNFPA eto Madagasikara amin’ny lohahevitra « Zo sy safidy ho an’ny rehetra » ho an’ny Prix du journalisme sur la population, la santé et les droits réproductifs, notanterahina ny taona 2024. Tanjona ny hanome lanja ny asan’ny mpanao gazety amin’ny fampiroboroboana ny fahasalamana sy […]