Nanao fanambarana ny antoko Leader Fanilo. Nilaza ny fahavononany amin’ny hetsika izay nolazainy ho amin’ny rariny sy hitsiny ny mpikambana ao aminy. “Mihaino ary vonona hisalahy amin’ny hetsika fampivondronana ny hery velona mitodika any amin’ny fampanjakana ny rariny sy ny hitsiny izahay”, hoy izy ireo. Vonona hitondra ny anjara birikiny […]
Mois : janvier 2025
Distrikan’Andramasina: Nomena toromarika ireo ben’ny Tanàna
Notanterahina afakomaly, tao Andramasina ny fihaonana voalohany eo amin’ireo ben’ny Tanàna vao voafidy, miisa 14 sy ny eo anivon’ny distrika, notronin’ireo solontenam-panjakana any an-toerana. Nifantohan’ny fihaonana ny fanomezana toromarika sy ny torolalana samihafa mialoha ny handraisan’ireto olom-boafidy ireto ny andraikiny. Anisan’izany ny momba ny famindram-pitantanana mba ho ao anatin’ny firahalahiana […]
KMF/Cnoe :”Tsy maintsy atao ny fifidianana hoe haverina”
“Matoa notenenina hoe haverina ny fifidianana amin’ireny kaominina ireny dia tena tsy maintsy haverina tokoa”, hoy ny tomponandraikitry ny serasera eo anivon’ny KMF/Cnoe Fanabeazana olom-pirenena, i Haja Nirina, teny Antanimena, omaly, ny amin’ny fifidianana kaominaly hoe haverina. Mba tsy ho toy ny kaominina maromaro teo aloha, tratran’ny fe-potoana iray tsy […]
Razanamahefa Désirée Marie Stella: “Tokony hatao haingana izay fifidianana haverina”
Raha tsy misy ny fiovana, kaomanina 12 no haverina ny fifidianana amina Faritra efatra. Hanao ahoana? Maneho ny fijeriny ny mpitondra tenin’ny Sampana anaraha-maso ny fifidianana, ivon’ny demokrasia ifarimbonana (Safidy), Razanamahefa Désirée Marie Stella. Dinidinika… Gazety Taratra (*): Ahoana ny amin’ny fifidianana kaominaly hoe haverina nefa tsy notanterahina teo aloha? […]
TARATRY ny KANTO
Hiatrika ny famaranana ny “Prix Découverte RFI 2025” i Dina Mialinelina. Anisan’ireo mpanakanto 10 notsoingaina tamin’ireo am-polony nandefa sanganasa hifaninana izy. Mila ny fanohanan’ny mpiray tanindrazana rehetra, araka izany, i Dina Mialinelina. Afaka miditra ao amin’ny tranonkalan’ny RFI Musique izay hifidy, hatramin’ny 16 febroary. Ny 18 febroary kosa no ho […]




