Mois : janvier 2025

Tsy maintsy…

  Hanomboka anio dia hientanentana indray aloha ny mpitia baolina kitra andaniny, ny vahoaka malagasy tsivakivolo ankilany. Miala any ny mpanazatra vaovaon’ny ekipan’ny Barea, sokajy A. Samy miandry hoe iza no izy? Ny anarana aloha efa nandehandeha teny amin’ny tambajotran-tserasera. Izy rahateo efa eto an-toerana hatry ny omaly. Sasa-miandry ny […]

Fiompiana trondro : Mbola hafarana any ivelany ny akora sasany

Hafarana any ivelany ny akora sasany ilaina amin’ny sakafo trondro. Misy ny orinasa misehatra amin’izany eto an-toerana, hampihena ny masonkarenan’ny mpiompy. Tsy ampy ny akora fototra ilaina amin’ny fanamboarana sakafo trondro vokarina eto an-toerana. Lafo anefa ny fanafarana ireo sakafo trondro, nahatonga ny vondrona Arbiochem hisehatra amin’ny fanamboarana sakafo trondro, […]

TSELATRA

Efa-dahy mpisoloky sady mampiasa vola sandoka karohin’ny sampandraharaha misahana ny fikarohana heloka bevava  eo anivon’ny polisim-pirenena, afakomaly. Mpanao trafikana sokatra ny iray. Lehilahy 65 taona hita faty tao Ambodiletsihy fokontany Marotandrazana kaominina Antetezambaro, ny talata 28 janoary teo. Nozahan’ny mpitsabo, voamarina fa hamamoana tafahoatra no nitarika ny famoizan’io lehilahy io […]

Arivonimamo : Lavo ireo jiolahy raindahiny roa lahy

Ravan’ny zandary ny jiolahy raindahiny roa lahy, malaza amin’ny fanafihana mi­tam-basy sy fitaovana maranitra ao amin’ny kaominina ambonivohitra Imeritsiatosika, oma­ly. Lavon’ny balan’ireo mpitandro filaminana nandritra ny fifanenjehana sy fifampitifirana teo amin’ny roa tonta izy ireo. Hita nandritra izany koa ireo basy vita gasy sy rongony nampiasain’izy ireo rehefa manafika. Voasambotra […]