Mois : janvier 2025

Tselatra

Lehilahy iray lasan’ny mpaka an-keriny tao Belavabary, kaominina Begisa, distrikan’i Brieville, ny alatsinainy 13 janoary teo. Novakin’ireo dahalo ny varavarana ka niditra an-keriny tao amin’ilay tokantrano izy ireo. Nentiny nanaraka azy io lehilahy iray io. Nanara-dia ny zandary sy ny fokonolona. Andrasana ny tohin’ny raha­raha. Miaramila matin’ny fitsaram-bahoaka tao Rano­tsara […]

Nifanenjehin’ny UIR: jiolahy dimy maty voatifitra

Jiolahy dimy mpanao fanafihana mitam-piadiana ao Mahajanga tampon-tanàna lavon’ny balan’ny mpitandro filaminana, omaly maraina tamin’ny 1 ora. Manoloana ny tsy fandriampahelamana niseholany tao amin’ny fokontany maromaro ao an-toerana, niara-niasa ny polisim-pirenena sy ny mponina. Nanao fisafoana tampoka teny amin’ny Gradin Mahavoky ny solontenan’ny polisin’ny UIR. Nifanena tamin’ny olon-dratsy izy ireo. […]

Mpivarotra solika hosoka: roa lahy tratran’ny zandary tao Toamasina

Voasambotry ny zandary avy ao amin’ny sampana fi­karohana heloka bevava Toamasina, ny 13 janoary 2025 hariva, ireo roa lahy voarohirohy ho tompon’antoka amin’ny fanamboarana sy fivarotana solika mitapoka asidra. Teo am-panaovana izany, tao amin’ny fokontany Mangarano, miaraka amin’ ireo fitaovana fampiasan’izy ireo no tratra izy roa lahy ireto. Nahitana solika […]

Report du Chan: la Caf s’est prononcée

La Confédération africaine de football (Caf) a annoncé le report du Championnat d’Afrique des nations (Chan) en août 2025. Plusieurs défis structurels et logistiques motivent cette décision. Les stades et autres infrastructures nécessaires pour accueillir une compétition de cette envergure ne sont pas encore à la hauteur des normes exigées […]

Présidence du Judo africain: Siteny R. reconduit pour un second mandat

Lors de l’assemblée générale ordinaire de l’UAJ à l’hôtel Grand Mogador de Casablanca (Maroc), Siteny Randrianasoloniaoko, candidat unique à sa succession, a été réélu président par acclamation unanime. Cette élection sans opposition reflète la confiance renouvelée des délégués en son leadership, soulignant sa gestion efficace et sa vision pour le […]