Mois : janvier 2025

Nizara kominio: very tao am-piangonana ny poketran’i masera

Poketra nisy finday roa sy vola an’ny relijiozy iray lasan’ ny mpangalatra, tao am-piangonana teny Malaza Andoha­ranofotsy, ny alahady 5 janoary teo. Nandritra ny lamesa fidirana fahatelo, nampandray tao amin’io toeram-piangonana io ilay relijiozy. Netin’ny fahatokisana, napetraka teo amin’ny seza ny poketra. Tao anatin’ny indray nipi-maso, sendra nihodina nanao ny […]

Mahajanga: 40 migrants clandestins originaires de somalies, de l’Ethiopie… interpellés

Mahajanga est-elle devenue un point de passage des migrants clandestins à destination des Comores ou de Mayotte ? Au mois d’octobre, 11 migrants clandestins, tous originaires de Somalie y ont été appréhendés. Deux mois après, une embarcation transportant une soixantaine de migrants somaliens, a fait naufrage dans le canal de Mozambique. Et […]

Taolagnaro: nirehitra ny valan-javaboahary Andranara

Nitrangana firehetana tao amin’ny valan-javaboahary Andranara Ambinanibe, Taola­gnaro, ny sabotsy tolakandro teo. Araka ny loharanom-baovao voaray avy any an-toerana, ny ampahany manamorona ny seranam-piaramanidina ao Taolagnaro sy ny ampahany ao Antany Menabe no nirehitra tamin’io fotoana io. Nanamafy izany rahateo koa ny minisitra iray eo anivon’ny governemanta tompon’ny ampahany nirehitra […]

Farafangana: mpanapa-doha telo lahy notanana am-ponja

Niakatra fitsarana ny 3 janoary teo, niara-notanana am-ponja ireo telo lahy tompon’ antoka tamin’ny fanapahan-doha tao Farafangana. Dahalo telo lahy, nisandoka ho jama tao amin’ny tanànan’Anam­ba­kaka Iabohazo, distrikan’i Fara­fangana, ny 18 desambra 2024 lasa teo. Nalain’izy ireo an-keriny, tamin’izany, ny lehilahy iray fantatra amin’ny anarana hoe Dao. Notapahin’ireo tsy valahara […]

Taratry ny kanto

“Sandra-kalo, Zara fanahy” hetsika tanterahin’ ny avy eo anivon’ny Faribolana Sandratra ho fankalazana ny famaranana ny faha-35 taona nijoroany. Eny amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy, ny zoma 10 janoary, no hanatanterahina ny hetsika. Aorian’izay, hitohy hatrany ireo hetsika samihafa nahafantarana ity faribolana ity. Hisy ny atrikasa mahakasika ny sokajina hatsikana Stand Up […]