“Ny tantaran’ny firenena malagasy, amin’izao fitondran’ny filoha Rajoelina izao no tena hita fa nahazo toerana sy andraikitra ambony mifanahantsahana amin’ny lehilahy ny vehivavy”,araka ny fanazavan’ny mpandinika fiarahamonina Rabary Paul . «Hita izany fa efa mandray anjara feno amin’ny fampandrosoana ny firenena ny vehivavy malagasy, ary mandray andraikitra feno amin’ny fitantanan-draharaha […]
Mois : janvier 2025
Tselatra
Namoy ny ainy ny lehilahy iray lasan’ny ranomasina tao Depot 1, Toamasina, omaly atoandro. Nifamonjen’ny mponina manodidina izy. Tafavoaka tao anatin’ny rano ny vatany saingy tsy tana ny ainy. Raim-pianakaviana iray maty lasan’ny ranontrambo tany Andranomisa, raha avy any Marotsipoy, disitrikan’Anjozorobe, ny voalohan’ny taona 2025 lasa teo. Olona fito mianaka, […]
Ambolokandrina: lehilahy tratra teo am-pamakiana trano
Nifanehatra tamin’ny mpitandro filaminana, mpamaky trano iray tra-tehaka teny Ambolokandrina, boriborintany faharoa, ny 2 janoary teo tamin’ny 1 ora maraina. Nihaodihaody teny amin’ny manodidina, nikasa hanao ny asa ratsiny io lehilahy io. Nanao fisafoana ny polisim-pirenena miasa eo anivon’ny boriborintany faharoa. Sarona teo am-panatontosana ny vaky trano nokasaina hataony io […]
Fitrandrahana volamena: razana simba hita tao an-davaka
Hita faty tao anaty lavaka fihadiana volamena ny raim-pianakaviana iray, 45 taona, ny sabotsy teo. Nanaitra ny manodidina ny fofona hafahafa… Hita faty tao anaty lavaka fiadiana volamena ny raim-pianakaviana iray, 45 taona, ny sabotsy teo. Nanaitra ny manodidina ny fofona hafahafa… Raim-pianakaviana iray, 45 taona, maty an-drano tao anatina […]
Viande de porc: aucune hausse malgré la crise
Malgré une demande record pendant les fêtes de fin d’année, le prix de viande de porc, n’a pas connu une augmentation significative en ce début d’année, à 20.000 ariary le kilo tandis que les côtelettes et les filets sont à 24.000 ariary. Mais à entendre les explications de certains bouchers […]




