Mois : janvier 2025

Ligin’ny atletisma Ihorombe : Tanjona ny handrombaka ny laharana voalohany

Nosokafana tamin’ny fom­ba ofisialy, ny sabotsy lasa teo, tao amin’ny kianjan’ny Fa­­haleovantena Ihosy ny taom-pilalaovana 2025, ho an’ny ligin’ny atletisma Ihosy. Nambaran-dRavelomanan­tsoa Brillant Fabrice, filohan’ny ligy, fa tanjona ny handrombaka ny laharana voalohany amin’ireo fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara isan-tokony. Anisan’izany ny fifaninanam-pirenena amin’ny “Cross country”, hatao any an-toerana ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Hontanterahina ny 1 hatramin’ny 3 marsa izao, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja karate, ho an’ny sokajy vehivavy sy ny ankizy. Fifaninanana hotontosaina eny amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano. Ity no fifaninanana voalohany hisantarana ny taom-pikatrohana 2025 ho an’ny taranja karate. Hatao etsy amin’ny kianja mitafon’i Mahama­sina, ny alahady 23 febroary izao, […]

Minisitrin’ny MJS : Manentana ny tanora hamboly hazo

Tonga nanatanteraka hetsika fambolen-kazo, tany Ma­rohogo, faritra Boeny, ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny Fampandrosoana lovainjafy, Max Andonirina Fontaine, ny sabotsy lasa teo. Tonga nanotrona izany, ny lehiben’ny minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena (MJS), Abdulah Moustapha Marson, izay sady mpiahy ny faritra Boeny. Manoloana ny zava-misy iainan’izao tontolo izao, […]

Mpanazatran’ny Barea : Efa milamina ny fifanarahana, miandry sisa

Hivoaka alohan’ny faran’ny volana ny anaran’ny mpanazatra hitondra ny Barea de Madagascar. Anisan’ireo tsara toerana amin’izany i Corentin Martins. Vita ihany ! Araka ny fa­na­dihadiana natao, omaly, hivoaka amin’ity herinandro ity ny anaran’ny mpanazatra vaovao hitantana ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar. Araka ny filazan’ny loharanom-baovao iray eo anivon’ny Federasiona ma­lagasin’ny baolina […]

Famoahana voka-pifidianana : Nisaorana ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana

Notanterahina teny amin’ny Tendrom-pitsarana misahana ny ady amin’ny kolikoly (Pac), 67 ha, ny fananganan-tsaina ho an’ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsarana. Nankasitrahana manokana tamin’izany ireo nahavita ezaka. Nankasitrahan’ny sekretera jeneralin’ny mini­siteran’ny Fitsarana, Belalahy Hanitriniaina, ny eo anivon’ny Fitsarana misahana ny ady atao amin’ny fanjakana (Taf). “Nahavita ezaka lehibe izy ireo tamin’ny […]