Vanim-potoana anisan’ny hitrangan-javatra maro ny ankehitriny. Anisan’ny iharan’izany ny tanora sy ny fanabeazana azy ireo. Matetika no tsy voaray ny hafatra. Ny tanora, hono, no antoky ny hoavin’ny firenena rahatrizay. Amin’izao vanim-potoana izao, ahitana azy ireny, miady irery. Ny hafa indray, miantso vonjy ihany fa tsy misy mihaino. Ny sasany, […]
Mois : février 2025
Sôvan’Antananarivo: “Natao hampita ny hafatry ny vahoaka ho an’ny mpitondra”
Mifono hafatra avy any ifotony, migadona sy mirima, miantefa any amin’ny mpitondra. Izay raha fehezina ny fototry ny “sôvan’Antananarivo”. Nanaraka ny fitsoky ny rivotry ny mozika teny, saingy mitana hatrany ny fototra ireo tarika mpanao sôva mbola mamelo-maso izany amin’izao. “Hiresaka aminao”. Izay ny famaritana voalohany ny sôva, nomen- dRasambotia […]
SOMBIM-BAOVAO
Nahatafiditra baolina voalohany ho azy i Rayan Raveloson, Malagasy mpilalao baolina kitra ao amin’ny BSC Young Boys Suisse, afakomaly. Tsiahivina fa nandresy 6 no ho 1 ny ekipan’i Rayan, raha nifandona tamin’ny Yverdon Sport. Marihina fa ity izany no lalao fahatelo natrehan’i Rayan Raveloson hatramin’izay nifindrany toerana izay. Hotanterahina manomboka […]
Futsal vehivavy : Handray anjara amin’ny Can ny Barea Ladies
Hotanterahina any Maroc, ny 22 hatramin’ny 30 avrily ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra anaty efitrano, “Can Futsal 2025”, sokajy vehivavy. Sambany teo amin’ny tantaran’ny baolina kitra no handraisan’i Madagasikara anjara amin’izany. Nilaza ny eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), fa efa dingana […]
Muay Thai – Federasiona : Vonona hampivelatra ny taranja
Nankalazaina omaly ny Andro maneran-tany ho an’ny taranja Muay Thaï. Ho an’i Madagasikara manokana, mbola hisy ny fankalazana izany amin’ity volana ity. Nambaran’ny eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny Muay Thaï fa vonona izy ireo hiara-kiasa sy hampivelatra ny taranja. Tafiditra ao anatin’izany ny fanitarana ny taranja manerana ny Nosy, anisan’izany ny […]




