Mois : février 2025

Antoko Fivoi : Miantso ny hanatanterahana ny fifidianana sefo fokontany

Zava-dehibe ho an’ny mponina eny ifotony ny fifidianana sefo fokontany, noho izy io iankinan’ny fiainan’ny maro. Angatahan’ny antoko Fivoi ny hanaovana izany haingana. Mangataka ny hanafainganana ny fifidianana sefo fokontany ny an­toko politika Fivoi, nandritra ny fam­pahafantarana ireo depiote sy ben’ny Tanàna voafidy re­hetra teto Madagasikara, omaly, tetsy Imerintsiatosika. “To­kony […]

SOMBIM-BAOVAO

Hiditra amin’ny andro fahadimy ny sabotsy 8 sy alahady 9 febroary izao ny fiadiana ny ho tom­pondakan’Analamanga, taranja volley-ball. Ny sokajy Jeunes ihany no hanohy ny fifaninanana amin’io faran’ny herinandro io. Nofoanana kosa ny an’ny sokajy 1D sy 2D noho ny fisian’ny « match de défi » karakarain’ny federasiona. Mitohy amin’ity faran’ny […]

Corentin Martins : Lasa nitily ireo Malagasy mpilalao any ivelany

Herinandro androany no nahavoatendry an’i Corentin Da Silva Martins ho mpanazatra ny Barea de Madagascar. Taorian’izay, nijanona andro vitsy teto an-toerana izy ary nijery ireo fihaonana samihafa teny amin’ny Kianja Elgeco Plus, ny sabotsy lasa teo. Nitodi-doha any Frantsa ny lehilahy, omaly, ary hijery sy handresy lahatra ireo Mala­gasy mpilalao, […]

«World Cola PFL» : Hafana ny fifanandrinan’ny Elgeco Plus sy ny Cosfa

Hiverina manomboka ny sabotsy ho avy izao ny fifaninanam-pirenena taranja baolina kitra “Pureplay Football League (PFL)”. Nahazo mpanohana vaovao ny fifanintsanana ka lasa “World Cola PFL” ny anarany amin’ity taom-pilalaovana ity. Hotanterahina ny faran’ny herinandro ho avy io, ny andro faharoan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra “World […]