Mihena ny delestazy eto Antananarivo. Antony, niakatra ny haavon’ny renirano manodina ny tohodranon’Andekaleka any amin’ny faritra atsinanan’i Madagasikara, vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Faida. Miakatra, araka izany, ny famokarana any an-toerana, mamatsy herinaratra ny tambajotra eto Antananarivo sy ny manodidina (RIA). Mitantana ny tetezana Mangoro sy Antsampazana (RN2), ny minisiteran’ny Asa […]
Mois : février 2025
“Ultra Trail des Ô Plateaux” : Sady fizahantany no fanatanjahantena
Hanome lanja ny sehatry ny fizahantany sy ny tontolo iainana ny hetsika “Ultra Trail des Ô Plateaux” (Utop), andiany faha-16, amin’ity taona ity, hotanterahina manomboka ny 9 ka hatramin’ny 11 mey, ao Mantasoa. « Fotoana iray ahafahan’ireo mpandray anjara mahita sy mankafy ny hakanton’ny toerana ary mamantatra ny mampiavaka ny tanànan’i […]
Tsy mazavazava?
Inona no tena zava-misy marina eto amin’ity firenena ity? Ohatra ny hafahafa, tsy mazavazava, izany ny fivoaran’ny raharaha politika. Misy kitsapatsa tsy hay hoe avy aiza na avy aiza izany. Ny tsaho sy ny honohono toa misary sangisangy zary tena tsy lazaina intsony. Fanina tsy hita izay ho lazaina […]
FANJIFANA : Hiovaova isam-bolana ny vidin-tsolika
Hiovaova isam-bolana ny vidin-tsolika, hifanaraka amin’ny vidiny iraisam-pirenena. Mila mizatra izany ny mpanjifa, satria anisan’ny fepetra napetraky ny FMI io. Niova nanomboka omaly 5 febroary ny vidin’ny solika eto Madagasikara. Mihatra, araka izany, ny fampifanarahana azy amin’ny fiovaovan’ny vidiny eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Niakatra ho 4 890 Ar ny litatry ny […]
TSELATRA
Rongony 375 fototra nongotan’ny zandary tao Sahabe, fokontany Mahatsinjo, kaominina Ambanivohitra Ambohibary, omaly. Nosavain’ny mpitandro filaminana ny toeram-ponenan’ny lehilahy iray. Tratra tao aminy ireo rongony ireo niampy roa gony ary roa harona plastika. Olona roa niara-voasambotra. Ankoatra io, rongony roa fototra koa nogiazan’ny mpitandro filaminana teny Ankatso II, omaly. Lehilahy […]




