Mois : février 2025

Fitakiam-bahoaka tao Foulpointe : Fananana an-tapitrisany maro voaroba, olona 10 voasambotra

Nitrangana savorovoro sy hetsi-ba­hoaka nandritra ny andro maromaro tao Mahavelona- Foulpointe, na­nom­­boka ny alakamisy 30 janoary lasa teo. Efa somary nisava kely izany ny alahady 2 febroary lasa teo. Efa nisy ireo olona voasambotry ny mpitandro filaminana nandritra izany, antony nampiato kely izany. Nitondra sorabaventy, niakatra teny an-tampon-tanàn’i Mahavelona Foul­pointe, […]

SOMBIM-BAOVAO

Hanatanteraka fivoriambe ny eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny taranja Jiu-jitsu Brezi­liana, ny 15 febroary izao. Efa fanao isan-taona izy ity, hanaovana tatitra ny asa vita nandritra ny taona. Eo koa ny hilazana ny fandaharam-potoana rehetra ho amin’ny taom-pikatrohana 2025. Hatao ny 1 hatramin’ny 15 aogositra, any Maha­­janga, ny fifaninanana nasionaly eo […]

Kitra – “Tournoi depiote Fidy” ; Tonga nanatrika ny fifaninanana ny minisitra

Tsy manavaka! Niatrika ny lanonam-panokafana ny fifaninanana baolina kitra, « Tour­noi depiote Fidy », teny amin’ ny Kianja Soavaly, fokontany Fiadanana Soanerana, ny minisitry ny Tanora sy ny fa­natanjahantena (MJS), i Mou­s­tapha Abdulah Marson, afakomaly. Hetsika karakarain’ ny solombavambahoaka voafidy teny amin’ny boriborin­tany fahefatra, Rafidimanana Désiré. Tsiahivina fa ao anatin’ny […]

Fanomanana ny CCC Zone 7 : Hanao « match de défi » ny GNVB

Anatin’ny fiomanana amin’ny fiatrehana ny fiadiana ny amboaran’ny klioba tompondaka eto amin’ny faritra faha-7, taranja volley-ball, amin’izao, ny ekipan’ny GNVB (Gendar­merie nationale de volley-ball), lahy sy vavy. Fifaninanana hatao any Maorisy, ny 1 hatramin’ny 8 marsa ho avy izao. Ho fanamafisana izay fanomanana sy fanazarantena izay, hisy ny “match de […]

Baolina kitra : Lalao miisa 6 hisedrana an’i Corentin Martins

Asa goavana no miandry an’i Corentin Da Silva Martins, mpanazatra ny Barea de Madagasca. Miisa 6 ireo fihao­nana goavana hatrehiny amin’ity taona ity. Lalao hiadiana ny tapakila “Mondial 2026”. Tsy misy fotoana hipetrapetrahana amin’ity taona 2025 ity ho an’ny mpanazatra vaovaon’ny Barea de Madagascar, i Corentin Da Silva Martins. Miisa […]