Mois : février 2025

Ambato Boeny : Fiantrana miafara amin’ny fibodoana

Velon-taraina noho ny hafitsoky ny olon-tokona milaza azy ho mahitahita ny mponina ao amin’ny fokontany Mangaroa, kaominina ambanivohitra Ankijabe, distrikan’Ambato Boeny. Mpitsabo iray napetraka tao amin’ny tany misy trano no tsy mety miala fa mibodo tanteraka izany ankehitriny. “Nangataka ny sojabe sy ny sefo fokontany tamin’izany fotoana io mpitsabo io […]

Nandeha nandro fa nafana : Renim-pianakaviana norobain’ny jiolahy, lasa ny 10 tapitrisa Ar

Trangana fanafihana mitam-piadiana roa samy hafa indray no niseho tao Toamasina tamina fokontany roa, ny zoma alina teo. Voalohany, tao Ambo­hijafy Avaratra, pari­sela 14/31, renim-piana­kavi­ana iray mpivarotra trondro no niharan’ny fanafihan-jiolahy. Maka trondro avy any Antsi­raka Soanierana Ivongo izy ka mivaro­tra izany ao amin’ny kaomi­nina ambanivohitr’i Sa­ham­­bala hatrany Mangabe Sahanato, distrikan’i […]

INDRAY MIJERY

Efa vonona ny toerana handraisana ireo fianakaviana traboina mandritra ny fihavian’ny rivodoza Faida. Efa afaka mandray ireo olona izay te hifindra toerana ny ao amin’ny Gymnase Soavita, Dojo Soavita, ny Foyer sociale canada, ny CJST ary ny Salle d’oeuvre Sainte Thérèse. Isorohana ny loza ho an’ireo marefo no hiomanana dieny […]

Faritra Atsimo Atsinanana: Nisokatra ny taom-pambolen-kazo

Tao amin’ny kaominina ambanivohitra Namohoro Iabo­­rano, distrikan’i Fara­fangana no nanokafana ny taom-pambolen-kazo ho an’ity taona 2025 ity, ho an’ny faritra Atsimo Atsinanana, ny faran’ny herinandro teo. 5 000 isa ny zana-kazo novolena tamin’izany, hamerenana indray ny fitazomana ny nofon-tany sy hiarovana ireo loharano. Nahitana hazo hintsy, kanely, accacia, baie rose […]

Bajaj : Tsy tokony handeha amin’ny lalam-pirenena

Nampahatsiahy ny tomponandraikitry ny fitaterana an-tanety mahakasika ny asa fitaterana ataon’ireo kodiaran-telo mitatitra olona sy entana. Araka ny naoty 01/MTM/DGT/DTT, tamin’ny 04/01/2021, manambara fa voarara ny fandehanan’ny fiarakodia kodiaran-telo eny amin’ny lalam-pirenena ivelan’ny tanàna, ny lalana maro mpifamoivoy, lalana fandehanana haingana… Ny naoty 014/MTM/SG/DGTT/DTR, tamin’ny 30/09/2024, milaza fa ny fiarakodia […]