Maherin’ny 1 000 ny karazana voninkazo orkide eto Madagasikara, izay tsy fahita raha tsy eto amintsika ny ankamaroany. Ahiana ho lany tamingana ihany koa anefa izy ireny. Mahaliana ny mpikaroka hatrany ny karazan-javamaniry sy biby eto Madagasikara. Nisy fikarohana niavaka, niaraka nataon’ny mpahay siansa avy amin’ny Missouri Botanical Garden (MBG), ny […]
Mois : février 2025
Kick Boxing-2025: Ady iraisam-pirenena telo miandry ny Malagasy
Feno tanteraka ny fandaharam-potoanan’ny Federasiona malagasin’ny kick boxing amin’ity taom-pikatrohana 2025 ity, na ny eto an-toerana izany, na ny any ivelany. Anisan’ny goavana ireo fifaninanana iraisam-pirenena telo miandry ny federasiona ary mikasa ny hampandray anjara ny Malagasy mpikatroka amin’izany ny FMKB. Voalohany amin’izany, ny fiadiana ny amboara maneran-tany, andiany faha-10, […]
Governora Lylison René de Roland : “Tokony hifanaraka ny sazy sy ny kolikoly “
“Tokony hifanaraka amin’ny kolikoly natao ny fanasaziana amin’ny kolikoly “, hoy ny fanehoan-kevitry ny governoran’ny Faritra Sofia, ny jeneraly Lylison René de Roland, teny Ivandry, ny faran’ny herinandro teo, momba ny ady amin’ny kolikoly. Nofaritany fa fitaovana entina hanovana zavatra ny kolikoly. Hanovana ny mety lasa tsy mety, hanovana ny […]
INDRAY MIJERY
Nampitandrina ny Meteo Madagasikara fa tsy tokony hiandriaka intsony ireo mpanjono sy mpampiasa ranomasina eo anelanelan’i Vohemar sy i Mananoro, manomboka rahampitso. Antony izany, ialana amin’ny loza mety aterak’ilay faritra andro ratsy ao amin’ny ranomasimbe Indianina. Tsy tokony hiverina intsony ny tranga tany Atsimo nahavery ireo lakana ninia nanjono. Notokanana […]
Toetr’andro: Hiditra an-tanety rahampitso ilay rivodoza
Efa mampihomana sahady ny fiantraikan’ilay andro ratsy ao amin’ny ranomasimbe Indianina ny mpamantatra ny toetry ny andro etsy Ampandrianomby. Tombanana hipaka any amin’ny morontsiraka afovoany atsinanan’i Madagasikara izy io, rahampitso. Omaly tolakandro, tany amin’ny 730km atsinanana somary atsimo atsinanan’i Toamasina no nisy ny foiben’ilay andro ratsy. 55km isan’ora ny rivotra […]




