Alain Mahaleo no niantsoan’ireo namany azy… Tsy mpikambana tao amin’ny tarika Mahaleo, saingy niara-nanoratra ny tantaran’ny tarika izy. Niara-niasa tamina mpanakanto maro ary fantatra teo amin’ny tontolon’ny jazz ihany koa i Alain Nirinasoa. «Hotsaroan’ny mozika sy ny namanao mpanao mozika ianao sy ny anatra ary ny torohevitrao…», hoy i Fanja […]
Mois : février 2025
FANTINA sy FINTINA
Nilaza ny hanova ny fomba fiasa sy ny fanoherana ny eo anivon’ny Tim, araka ny nambaran’ny filoha nasionaliny, Ravalomanana Marc teny Avaradrano, ny sabotsy teo. Hiainga eny ifotony izany fanovana izany. Nambarany hatrany fa tsy nifanaraka tamin’ ireo mpitondra ireo ny tenany. Nirava maina indray ny fihaonana nokasain’ ny HPM […]
Andron’ny manamboninahitra lefitra : Nitaky ny hanajana ny fitsipika ny Praiminisitra
Nomarihana teo anivon’ny Vondrona mpiaro ny Andrimpanjakana ao amin’ny Primatiora (BSP) ny 1 febroary ny Andron’ny manamboninahitra lefitra. Niatrika izany ny Praiminisitra, Ntsay Christian, ka nanafatrafatra azy ireo. Nambaran’ny lehiben’ny governemanta tamin’izany ny maha zava-dehibe ny firahalahiana sy ny firaisankina amin’ ny fiatrehana ny adidy sahanin’ny tsirairay. “Takina ao anatin’izany […]
Tsy mandrimandry…
Tsy mandrimandry be ihany ny tanàna amin’izao? Mirongatra ny asan-jiolahy: tsy andro tsy alina, tsy an-tanàn-dehibe tsy ambanivohitra… Zava-tsy inona, mety amoizana aina na aharatrana tsy amin’ny antony. Nahoana? Misy milaza fa miparitaka ny fitaovam-piadiana tsy fantatra hoe avy aiza, tsy miraharaha na matahotra fanjakana ny olon-dratsy, ao ny […]
Adin’i Rwanda sy i RDC Congo: Handefa miaramila dokotera i Madagasikara
Mametraka ny tanjany amin’ny resaka diplaomasia ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Nilaza ny handefa miaramila mpitsabo any Congo izy hanampy ny ekipa efa an-toerana. Nambaran’ny filoha Rajoelina Andry, tamin’ny fihaonamben’ny troikan’i Sadc ho mpiantsehatra fa tsy mpitazana i Madagasikara. Manoloana ny ady ifanaovan’i Rwanda sy Congo dia hanome fanampiana eo […]




